RNS

1. doralala ( 04/04/2006 12:36)
Ahoana e ?
Handeha hamonjy RNS aho ka tsy mety ve raha mifanao fotoana any isika mpikambana mankany ?
Izay e !
Tsetsatsetsa tsy aritra indray ny ahy eto, fa mba jereo ity :
http://hetsika.free.fr/namana/JO_Turin.mpg
Dia mba lazao ahy ny hevitrareo e !
répondu par Fiffi le 13/04/2006 15:03
2. Fiffi ( 04/04/2006 12:42)
doralala: efa etsy @ dinika "Diaspora" io fa any jerena fa efa ao daholo ny rehetra fa manjary tsy araka .:)
3. booboo ( 04/04/2006 14:15)
tsara kokoa raha toa ka andefasana hafatra fao-be ny tsirairay ny momba ny toerana, ora sns hifankahitan'izay rehera hamonjy rns. Mety misy tsy mijery forum mitsy mantsy na tsy hainy hoe efa misy an'io resaka io kay any.
4. Samoana ( 04/04/2006 14:29)
efa nanome ny nomerao portable i sipagasy izay be finiavana hanao relais ho an'ny namana ho avy sy vonona hifankahita. Ezahina hatao fao-be eto @ alarobia mialoha ny RNS raha tian'i booboo:wink:
5. booboo ( 04/04/2006 14:51)
:?:Euh....Soso-kevitra io fa tsy hoe raha tiako dia atao. :^). Hitako @ lé fataon'i Hery sy nataon'ny namana any dago @ fambolen-kazo mantsy hoe tena mety tsara ilay hoe nampahafantarina tsirairay ny rehetra...enfin...zay hitanareo fa mampety azy ao ihany.
6. Fiffi ( 04/04/2006 15:19)
booboo: hevitra tsara koa io an! nefa dia iza no andeha handefa hafatra ho an'ny tsirairay ? sady koa ve ilaina fantatra hoe iza sy izy no andeha any ? satria toa tsy dia betsaka no nitonina hoe ho any , nefa asa aloha....
7. booboo ( 04/04/2006 15:37)
Fiffi > tô misy fika lé fandefasana hafatra tondé ho an'ny daholo be fa ny admin no tsara anontaniana. Tsy ilaina angamba, raha @ ity soso-kevitro ity, ny mahafantra ny hoe iza aby no handeha na tsia ( fa maha-be latasy tsy amin'antony akory) fa hampahafantarina fotsiny ny namana hoe misy an'izao sy izao dia tonga izy tsara tsy tonga izy @ manaraka ndray zany.
8. Fiffi ( 04/04/2006 15:41)
ie! zay aloha eh! fa dia tsara koa ilay soso-kevitra ka!
9. sipagasy ( 04/04/2006 16:16)
hihih tara train i doralala, tandremo aza tara @ fihaonana any e! mmhhhh mba tsy hangasihasy aho izany @ ity taona ity e!!!! milay kann tohozo ihany fa miandry anareo any aho e! raha tsy misy ny sampona, hihih inona moa ny sampona hisy eo ry reto fa mba fomba fiteny ihany izany annn:-*
10. Fiffi ( 04/04/2006 18:29)
11. kiali ( 06/04/2006 17:49)
c'est koi rns?
12. Fiffi ( 06/04/2006 18:02)
kiali: http://www.rns-cen.com/
13. Mago ( 13/04/2006 12:48)
Kiali : mandehana dia fantatrao ny RNS,mba lazao an'i Kiali hoe aiza no atao ny RNS mba handehanany:lol:
14. Fiffi ( 13/04/2006 15:03)
Mago: ka efa io misy hoe "jereo eto" io dia efa ao daholo izay zavatra tiana fantarina ka!:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3377