fiambenana ny toerana manan-tantara ao ANTANANARIVO!

1. xxx ( 03/04/2006 13:52)
Raha mi-remarquer ianareo raha ny aty @ pays européens fotsiny ohatra dia tena tsy ataon'ny police sy ny miaramila ambanin-javatra mihintsy ny fiambenana ny toera-manatantara ao aminy na andro na alina!

Ka mbà manontany tena aho hoe angamba raha toy izay ka tsara ambin'ny miaramila na ny police angamba ny rova 10 taona lasa izay tsy may,en plus ireo miaramila ireo any amintsika dia tena mandany budgetm-panjakàna tokoa na ny karàman'ny police ka aza toa mbà efa namboarina ,harenam-pirenena ireny ka tsy tokony atao rain'azy ny fiambenana!ny nenina hono tsy ao aloha fa ao aoriana handàtsa!!
répondu par Fiffi le 03/04/2006 14:42
2. Fiffi ( 03/04/2006 14:42)
io aloha dia miankina @ mpitondra hiany eh! fa marina tokoa aloha io hoe ny toerana manan-daza dia voahambona avokoa ny aty europa ,fa ao koa ny fanajan'ny olona ireny toerana ireny , sady ny sazy mahazo ny olona angamba dia asa fotsiny raha sanatria ka..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0072