Michael Jackson

1. TYNOS ( 03/04/2006 11:47)
araka ny filazan-dry zalah t@mbs vao maraina(alatsinainy faha telon'ny volana aprily 2006) teo de:nivaly hono ny fanadihadiana nataondry zareo amerikana ny @ olona badrahodra na nandra indrindra any amindry zareo ka nahazo laharana voalohany t@zany dia ny mpihira malaza MICHAEL JACKSON;raha ianao io ary ny mpitsara de ahoana ny hevitao? na koa hoe raha eto amintsika eto dago indray ny hanaovan'izany de mety iza araka ny hevitrao ny handrobaka ny amboara:?:
répondu par Yverson le 04/05/2006 14:35
2. Fiffi ( 03/04/2006 11:52)
nivaly hono ny fanadihadiana nataondry zareo amerikana ny @ olona badrahodra na nandra indrindra any amindry zareo ka nahazo laharana voalohany t@zany dia ny mpihira malaza MICHAEL JACKSON
:roll::roll::roll::roll::roll:
3. xxx ( 03/04/2006 12:33)
:roll::roll::roll:
4. Fiffi ( 03/04/2006 15:11)
resaka tsy mitombona zany eh! tsaho fotsiny.
5. zandikely ( 03/04/2006 15:31)
Fiffi : marina io ity ambany ity milaza izany, faharoa dia ingahy Vice Président des Etats-Unis DICK CHENEY ( faharoa taorian'ny accident de chance), ary mitana laharana fahatelo ingahy President Georges BUSH

LOS ANGELES (AFP) - Michael Jackson a été sacré "Américain le plus bête" de l'année pour la quatrième fois consécutive, battant de peu le vice-président Dick Cheney, dans un sondage annuel publié à la veille du 1er avril, jour traditionnellement consacré à l'humour et aux blagues.

69% des 1.045 personnes interrogées dans cette étude, menée chaque année par une société de relations publiques, ont estimé que Michael Jackson, 47 ans, qui vit à Bahrein depuis son acquittement en juin dans une affaire d'attouchements sexuels sur mineur, avait commis quelque chose de stupide dans l'année.

La dernière fois que le chanteur a été vu en public, il était en train de faire du shopping à Dubaï et portait des vêtements de femme, a souligné l'organisateur du sondage, Jeff Barge. Durant le procès, qui a duré cinq mois, il s'était un jour présenté à l'audience en pyjama.

"Michael Jackson semble avoir s'être sécurisé la place de numéro un pour l'avenir proche", a ajouté M. Barge. "Si les actes de M. Cheney n'ont pas suffi" à détrôner Michael Jackson, "il est difficile d'imaginer qui pourrait y parvenir", a-t-il dit en référence à la tragique méprise du vice-président américain qui a tiré par erreur sur un de ses amis durant une partie de chasse à la caille. M. Cheney (59%) arrive deuxième, ex-aequo avec l'héritière Paris Hilton, qui fait régulièrement la une des gazettes people.

Le président George W. Bush est en troisième position (57%) et l'acteur Tom Cruise en quatrième (54%) devant l'ex-patron des Républicains à la chambre des représentants, Tom Delay, qui a dû abandonner son poste pour régler ses ennuis avec la justice (41%).

Le sondage a été mené par la société Opinion Research Corp et comporte une marge d'erreur de trois pour cent.



6. kally ( 03/04/2006 16:59)
Ny olona rehetra samy nandra kokoa noho izay maranitra noho izy, dia samy maranitra kokoa noho izay nandra noho izy, ka tsy hitako hoe mitondra mankaiza loatra ity fanakilasiana ity fa mba fanalana hamohamo ny olona fotsiny angaha!?
7. Herimiafina ( 03/04/2006 17:07)
Raha ny any Dago aloha dia tsy mahita afatsy ny tenako aho raha resaka habadoana sy havendranana e! Maika moa fa miampy ny hakamoako klé. :-D
8. fiaritiana ( 03/04/2006 17:09)
nandra: tsy mahay n inn2 ve aloha ny dikany sa hoe ratsy tarehy sa ahoana e!
9. Herimiafina ( 03/04/2006 17:11)
Tsy mahay n'inon'inona akia ry fiaritiana an1 economiquement tsy interessant, socialement tsy misy dikany ary techniquement tsy azo ampianarina! hehehehehehe=))=))
10. Fiffi ( 03/04/2006 18:36)
Raha ny any Dago aloha dia tsy mahita afatsy ny tenako aho raha resaka habadoana sy havendranana e! Maika moa fa miampy ny hakamoako klé.
ndryyyyyyy :(:(:( ao ary hataoko :*:* hehehehe:-D:-D
11. zandikely ( 03/04/2006 18:39)
Tsy hoe resaka habadoana ara-tsaina no lazaina eto, fa manao zavatra tsy tokony natao: ohatra hoe M. Jackson hamonjy odience aminy Tribunal dia pyjama no nentika, zavatra tsy tokony natao izany.
Raha zaho aloha nitsara dia ingahy vice-président Dick Cheney no nataoko voalohany satria hihaza ve izy olona no tifiriny, marina fa mety accident, nefa mihatra amin'ain'olona ilay izy.


12. Fiffi ( 03/04/2006 18:44)
de mba ahoana hono zany ny réaction an'i Jackson ?
13. fiaritiana ( 03/04/2006 19:09)
Herimiafina:

Tsy mahay n'inon'inona akia ry fiaritiana an1 economiquement tsy interessant, socialement tsy misy dikany ary techniquement tsy azo ampianarina! hehehehehehe=))=))



HM:misaotra @ fanazavana!

fa ny ahy aloha no tsy tiako @ Jackson lé mi contre @ naturel e! ankoatra izay tsy haiko hoe bado izy na ahoana? sady tsy dé ilaina koa ny hidradradradraina ny habadoan ny olona!
14. Fiffi ( 03/04/2006 19:27)
ilay koa ry zareo dia izao an! tsy mahita hatao koa ve ry zareo no andeha hanao izao . Wadrayyy vao novakiako indray ilay izy dans un sondage annuel publié à la veille du 1er avril, jour traditionnellement consacré à l'humour et aux blagues.
mety ho poisson d'avril zany :-D:-D:-D:-D fa vazi2 ny ahy fa :roll:
15. hertix ( 04/04/2006 00:54)
inona kay zany poisson d'avril?!!! Trondro azo @ volana avril ve? sa hoe tokony ho trondro foana ny loaka isaky ny mois d'avril? Sa hoe tokony atao fofon-trondro ny parfum isaky ny mois d'avril? Sa inona??!!:?::?::roll::roll::roll:
16. Fiffi ( 04/04/2006 04:22)
poisson d'avril !!!!! :-D:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 04/04/2006 04:25)
sais-tu quelle est l'origine des poissons d'avril?
http://www.lescale.net/sais075.htm
18. xxx ( 04/04/2006 07:43)
rah'za ndray an! de mahita olona ray zay eto madagascar fa tsy azo tononina satria mbola tsy officiel sady sao foana midoboka eo:lol::lol::lol:
19. xxx ( 04/04/2006 07:48)
sady za tsy mirevy an'ilé iny hatrizay:^):^):^)
20. Fiffi ( 04/04/2006 09:23)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2133