HANDRAY NY FAHEFANA NY AMIRALY RATSIRAKA!!!!
1. 4mimananelatra
(
03/04/2006 11:06)
handray ny fahefana ny amiraly Ratsiraka ! izany no hita ao @ gazette tribune androany fa sao lazain'ny sasany izaho in1 no mamorona
http://www.madagascar-tribune.com/
http://www.madagascar-tribune.com/
répondu par fijo le 13/04/2006 19:51
2. xxx
(
03/04/2006 12:01)
inona indray ity resa-babakoto ity , tsy efa ampy ve izay é , ary iza amin' ny mpanolo-tsaina mpiray petsapetsa no hanolo ny " couche" ny mpitarika ?????
5. kiadytsilaitra
(
03/04/2006 12:35)
ah ah ah! io ary fa mitady isy hamaly ilay hiran'ilay razoky ao amin'ny MALAGASY POLI-ZIKA manao hoe : Didier, Didier, manao ahoana ianao izay? Didier, Didier, mbola velona ve? Sa efa lanin'ny kalalao? :-D:-D
6. Herimiafina
(
03/04/2006 12:36)
Hihihihihi! Alao izy hiverina hamonoana azy moramora kokoa e! hehehe=))=))
9. Fiffi
(
03/04/2006 13:33)
olona efa lahy antitra beeeeee , efa lany andro ireny ve dia hanao inona eo koa ? sa heverina fa nandra daholo sa adala ve ny malagasy ka hanadino ireo zava-dratsy rehetra nataony t@ izy teo ?
10. xxx
(
03/04/2006 13:55)
asa aloha izay hi -se passer indray izany @ 2007 dia ho sanatria ve hisy korontana in1,... nefa mbà mieritreritra ny ho any DAGO mbà haka rivotra ny tenanay @ 2007 io aza hitako!!
13. vetsoko
(
03/04/2006 15:16)
f' angaha moa izy raha miverina dia mbola olna atahorana ???????????
14. andry44
(
03/04/2006 15:45)
sao de io kosa ilay extradition toy ny an''i Charles Taylors voalaza ary @dinika hafa?
15. vale
(
03/04/2006 16:00)
fa dia efa condamné hoentin'olona iray (1) ve i mcar ê?:twisted: efa hita fa tsy nahavita ko mbola hiverimberina aninona indray?:x
16. ainaheri
(
03/04/2006 16:16)
zany no atao hoe politika ry zareo satria otrany tsy re laza intsony ny arema fa tsy ao deba de mba atao fantatry ny vahoaka fa mbola any izy fa tsy izy no itondra fa zay alatsany eo mba ampisy poids ny arema,sady fanararaotana ihany ko @ zao fahantran'ny gasy zao!!!
17. kiali
(
03/04/2006 17:14)
hono wa ry reto an! fa iza kay zany ratsiraka zany eh? dessin animée ve zany ? sa pihiry vaovao nivôka avy tao @ pazapa?
18. Herimiafina
(
03/04/2006 17:34)
Mpampianatra anay taloha izy io e! Mpampianatra taranja maromaro izay:
-Comment detourner sans être arreté?
-Comment tuer? Et se faire pardonner?
-Comment convaincre les gens à vous aimer apres que vous les avez fait vivre l'enfer?
Ny nahagaga ahy dia ratsy naoty be i nedala de tsy nahazo moyenne mihintsy ny tenanay klé? kaozy e! :-D
-Comment detourner sans être arreté?
-Comment tuer? Et se faire pardonner?
-Comment convaincre les gens à vous aimer apres que vous les avez fait vivre l'enfer?
Ny nahagaga ahy dia ratsy naoty be i nedala de tsy nahazo moyenne mihintsy ny tenanay klé? kaozy e! :-D
19. kiali
(
03/04/2006 18:18)
hay ve mpampianatra lery eh!!! ba milay kosa zany taranja nampianarany lery zany an! tsy mahay ninina kosa amgamba elah matoa tsy mahazo moyenne mintsy ka!!:-D
20. Lejim
(
04/04/2006 01:31)
Ka manao dika vilana ve dia ahazo mieritreritra ny ahazo naoty tsara?:lol:
