Album-n'i Jérôme Randria vaovao
1. hertix
(
02/04/2006 14:32)
Nivoaka ny album misy ny hiran'i Jérôme Randria. Ny zanany Railola no mihira ny hira ao anatiny. Intéressant ny mihaino azy fa misy hira noforonin'i Jérôme Randria mbola tsy heno raha tsy izao.
répondu par fijo le 07/04/2006 20:10
4. Veloo
(
02/04/2006 22:23)
hertix rehefa mba miteny an'ilay izy dia tokony mba manotany oe iza no te-hividy???:wink:
5. Fiffi
(
03/04/2006 05:14)
hertix: valio aingana raha tsy izany tsy omeko :-*:*:-*:*:-* indray :-D:-D:-D:-D
6. hertix
(
04/04/2006 00:35)
Mars no producteur, ao @ Cora Ankorondrano no fantatro hoe misy izao. Raha sanatria tsy mahita ao ianareo de teneno aho fa hivarotako. Original an! 15 000Ar. ny vidiny. Ny santionan'ny hira: aza ela, tanànanay, vonoy ny anarako, ekeko ry Tompo Mahery, adinoy ny fitiavako ...
Fiffi: d'efa manantena aho zany an!:-*:-*:-*
Fiffi: d'efa manantena aho zany an!:-*:-*:-*
10. Fiffi
(
04/04/2006 19:54)
fijo: ilay hoe "ilay tononkira nosoratako ho anao fahiny .... fa raha chose fotsiny zany ary fa tsy hamono ny anaranao kosa aloha zah an! ndryy :):-*
11. hertix
(
05/04/2006 14:42)
tsy aleo ve chose chose promise due e!
tandremo fa ny sinoa tsy mahazo mihira an'io "vonoy ny anarako" io an!=> lay tonokila nos....
tandremo fa ny sinoa tsy mahazo mihira an'io "vonoy ny anarako" io an!=> lay tonokila nos....
13. fijo
(
05/04/2006 17:58)
hartix,tay koa iny kle...hi hi hi elah ity tena mahay an.
fiffi an,tohizo io efa nataon'i lery io dia ho haindry le tiany lazaina
fiffi an,tohizo io efa nataon'i lery io dia ho haindry le tiany lazaina
14. hertix
(
05/04/2006 19:57)
fiffi> ny sinoa tsy mahay manonona "r" fa ovainy ho "l". De hirao arak'izay io "vonoy ny analako" io de arakao e!=))=))=))
torak'izany koa le hoe "aza ela" => "manganohano irery ..."
torak'izany koa le hoe "aza ela" => "manganohano irery ..."
16. hertix
(
07/04/2006 00:09)
lehefa elaela nipetsahana teto Madagasikala ny sinoa de mahaihay miteny gasy, de asaina mihila izy de ho hitanao ny tohiny.