La mobilisation pour la fierté nationale...
1. vancleef
(
02/04/2006 14:28)
Nampieritreritra amiko ilay tenin'ny général Désiré Ramakavelo t@ interview tao @ Les Nouvelles.
«La mobilisation pour la fierté nationale ne peut se faire dans la pauvreté», selon le général Désiré Ramakavelo
31-03-2006 / 14:05
Fierté nationale et pauvreté : deux concepts qui ne vont pas ensemble. L’éveil de la fierté nationale passe d'abord, pour le général Ramakavelo, par l’élimination de la pauvreté. Une action qui doit se manifester par la mise en valeur des atouts locaux.
Tsy mankasitraka ny izay nolazaina rehetra fa ilay conclusion dia hataoko ho ahy. Tsy izan mantsy fa matsiaro an'i Deba taloha mivazavava aho hoe "Madagasikara tsy mandoalika" dia inona no voakany io be ambom-po io ? Lasa sesin'tany dia Madagasikara mandadilady dia ny vahaoka mijaly dia ny manana borgnes au royaume des aveugles dia ny mpintondra ankehitriny voatery manaraka ny didin'ny Banque Mondiale sy ny FMI sy ny bailleurs de fonds isan'karazany. Dia mbola be ambom-po ihany ve ? Hoe tonga indray ny mpanjanatany sy ny mpanandevo ? Efa 110 taona ny fanjanahan'tany dia tokony tsy hitodika any intsony fa ny ho avy no jerena.
Rehefa halaina tsirairay ny gasy dia misy mahavita azy fa rehafa mitangoringorina ahoatran'ny parasy am-po..'alika dia manana esprit grégaire. Jerevo Bernard Ramanantsoa, directeur général ny groupe HEC anisan'ny Grandes Ecoles de commerce voalohany eran'izao tontolo izao.
Eritreritro izaho samy irery izay nolazaiko eo ambony rehetra eo fa tsy miteny @ anarany na izaiza aho na dia manoana an'i Ra8 aza aho.

répondu par Fiffi le 03/04/2006 05:05
2. Fiffi
(
02/04/2006 15:07)
fa rehafa mitangoringorina ahoatran'ny parasy am-po..'alika dia manana esprit grégaire.fa ahoana zany klé !!! mba azavao kely hoe!!
3. pakopako
(
02/04/2006 19:34)
raha ny resak'i Génrl Ramaka iny aloha d raha mandalo izy d may ny tanànana,politika lany andro sy mandany andro koa ireny eh! ary efa mankaleo,fa raha i Deba sy ra8 indray aloha amiko samy tsy mamango eh! ny famonoan'ol tsy manatsiny no tena tsy laitrako @ deba toy ny famonoana ny kung-fu sns i ra8 indray d tena niomana hizaha tany fotsiny angamba ny fikasan'i lery raha vao tonga teo @ fitondrana k'le!!!
4. Veloo
(
02/04/2006 20:52)
na inn na inn no miseho any Dago tsy hisy olona ho satisfait akory eo ka tokony hajainy fotsiny izay mitondra eo e..:wink:
5. Fiffi
(
03/04/2006 05:05)
ka tsy maintsy misy koa anie ary hatrany ny fitsikerana eh! na mety hatao na tsy mety dia zany foana no hita sy hihainana.