Pb de son !
1. Vaika
(
31/03/2006 22:22)
Mba mila fanampiana ry zareo a !
Lasa mikasaosaoka be sady lasa ambany be ny son amin'ny pc-ko. Ohatran'ireny radio tsy mahazo fa tsy misy antenne ireny.
Ny volume anefa ok (auto-diagnostique).
Izao mantsy no nitranga : saika ho brancher-ko amin'ny mini-chaîne ilay pc (mba hihenona radio gasy !), ary nony natao ny branchement dia nisy nitselatra kely tao amin'ilay connecteur audio-sortie de ligne ary na izaho koa aza mba nangovingovitra mihintsy lanin'ny courant (tsy an-kihomehy fa tena naharary e !). Ka notohizana ihany anefa ilay branchement nefa tsy nandeha mihintsy. Ary naveriko tamin'ny haut-parleurs teo aloha dia izay izy lasa ratsy be izay ny fivoakany. Na amin'ilay haut-parleurs d'origine aza dia mitovy ihany (écran + haut-parleurs miaraka.
Ka inona no mahatonga an'izany ? Izaho mihevitra hoe ny carte-son no simba sa zavatra hafa ? Ka sao dia mba misy mahita vaha-olana ?
Misaotra mialoha.

répondu par cutie le 05/04/2006 12:50
2. lapino
(
01/04/2006 11:20)
Vaika:
Izaho mihevitra hoe ny carte-son no simba ...
Sûr ah fa izay mihitsy angamba ...
Fa ohatra ny tsy normal izany nisy nitselatra izany kle! Izany ve tsy misy riska mbola hiverina? :-w:-w
3. Vaika
(
01/04/2006 17:10)
Ka aiza ra-lapino a ?
Tena raha ny fijeriko azy dia ilay carte son mihintsy. Saingy nony no-vérifer-ko dia toa mandeha tsara daholo ny sons sy ny périphériques audio dia RAS ka tena fanina kely indray aho. Nandramako ny point de restauration (sao dia ...) dia tsy nisy vokany.
Fa misaotra ihany aloha e !
Jerijereko ihany ianao rehefa harivavariva iny fa mbola nisy resaka tsy vita ilay indray mandeha iry. Na i HM aza mbola tsy namoaka size hafa indray. Anao izao no manomboka kosa...

5. cutie
(
01/04/2006 19:34)
Izao mantsy no nitranga : saika ho brancher-ko amin'ny mini-chaîne ilay pc (mba hihenona radio gasy !), ary nony natao ny branchement dia nisy nitselatra kely tao amin'ilay connecteur audio-sortie de ligne
mahitahita nareo zany,mba atoroy zay e :roll:
6. Vaika
(
01/04/2006 22:09)
cutie : misy sortie haut-parleur dia iny fotsiny no brancher-na amin'ny mini-chaîne, mandeha mividy câble fotsiny dia hatatata ny mozika e ! Tandremo fotsiny fa mampintsangam-bolo ilay manao branchement ka tsy manapika matôsy mialoha, fa na izany aza aleo somary kitihina kely amin'ny tournevis ny unité centrale fa indraindray be éléctricité statique ka hitsinjaka alohan'ny mozika eo. Fay tanteraka aho !
8. LazaRandri
(
03/04/2006 22:23)
cutie> indraindray koa retsy mila sokirina kely ny sofina a! hahaha :-D
9. Fiffi
(
04/04/2006 10:37)
:-D:-D:-D:-D:-D fa tandremosao tapaka ao anatiny ao ary ny coton tige :-D:-D:-D:-D:-D
10. cutie
(
04/04/2006 15:56)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 04-04-2006 03:23:33
Lohateny : Re : Pb de son !
cutie> indraindray koa retsy mila sokirina kely ny sofina a! hahaha
ny anao zany, ny ahy nga misy pble de son :-D:-D:-D:-D