vonjeo!
1. andrinirs
(
31/03/2006 06:38)
slt daholo,mba mila fanampiana aty aminareo ange raha misy afaka mamaha ity olana-ko ity e; nividy carte tv 'easy tv capture" aho dia rehefa avy no-installena ny pilote dia mahita chaine tsara saingy ny olana dia izao tsy mety mitana memoire le izy fa rehefa redemarrena ny machine dia miverina manao scan h@ voalohany indray ka inona no mety mahatonga izay,pb pilote ve sa materiel sa hafa mihintsy,izay manana solution dia mba vonjeo za fa tena maty antoka be mihintsy e.
misaotra mialoha ry zareo a
@+
misaotra mialoha ry zareo a
@+
répondu par Fiffi le 04/04/2006 10:36
2. Fiffi
(
31/03/2006 07:20)
sao dia nisy fahadisohana t@ nanovana ny configuration na ny installation ny /PIN '0000 pays de selection ?
natao recherche automatika en mode all programme TV radio ve ? raha io manko dia sao dia hadino ny nanao OK pour la confirmation ? fa andrasana ny faran'ny balayage! sady ny hamaranana azy dia hoe " Appuyer plusieurs fois sur la Touche Back alohan'ny hanidiana ny menu!
natao recherche automatika en mode all programme TV radio ve ? raha io manko dia sao dia hadino ny nanao OK pour la confirmation ? fa andrasana ny faran'ny balayage! sady ny hamaranana azy dia hoe " Appuyer plusieurs fois sur la Touche Back alohan'ny hanidiana ny menu!
3. vancleef
(
31/03/2006 11:20)
Manaova recherche @ Google hoe "easy tv capture" hasivo ireo guillemets fa nahita forum vitsivitsy aho miresaka ny problème-n'ny easy tv capture io aho
4. Liga
(
31/03/2006 14:14)
hampidiro ao @ www.infogasy.net ny olana mitranga aminao ry "andrinirs" fa hanome torohevitra anao ireo gasy manana ny traikefa @ io lafiny io. c'est sûr 100°/°
6. hery
(
31/03/2006 16:58)
Fiffi> raha mpikambana ato amin'ny serasera ianao dia tsy mila misoratra anarana intsony.
Apetraho fotsiny ny solonanarana@serasera.org sy ny tenimiafina
OHatra Fiffi@serasera.org
sy tenimiafin'i fiffi
Apetraho fotsiny ny solonanarana@serasera.org sy ny tenimiafina
OHatra Fiffi@serasera.org
sy tenimiafin'i fiffi
8. lapino
(
01/04/2006 18:57)
Fiffi:
- Soraty hoe Fiffi (hajao tsara ny majuscule sy minuscule)
- Cocher-o ilay case Serasera
- Tsindrio ny bokotra
Tokony ho mety am'zay :)
- Soraty hoe Fiffi (hajao tsara ny majuscule sy minuscule)
- Cocher-o ilay case Serasera
- Tsindrio ny bokotra
Tokony ho mety am'zay :)
10. Fiffi
(
01/04/2006 19:02)
hery , lapino: zay fa efa tafiditra soamantsara fa misaotra anareo eh! :):)
11. LazaRandri
(
03/04/2006 01:28)
inona ilay mot de passe ry Fi fa za koa mba te hiditra ao? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. andrinirs
(
04/04/2006 07:37)
slt daholo,efa nety ihany le izy re zareo @farany a fa misaotra betsaka t@ fanampiana rehetra
@+
@+