tana in love 2006
1. fijo
(
29/03/2006 03:25)
dia vita tamin'ny asabotsy teo ny dingana taty marseille.
raha ny fampisehoana aloha,dia tsara noho ny tamin'ny herintaona.satria tamin'ny herintaona dia nisakanana ny dingana faharoa,fa tamin'ity dia tontosa daholo ny dingana roa.
saingy ny indrokeliny dia:
ny fidirana:lafo kokoa tamin'ity
ny sono koa,asa na tsy mahay le mpiandraikitra na ahoana fa tena nanahirana be.
fa ankoatran'izay dia tena nahafinaritra

répondu par Fiffi le 05/04/2006 18:11
2. Fiffi
(
29/03/2006 03:57)
=D=D=D sambatra ianareo zany , mbola ho hita eo fa tsy tadidiko rahoviana ny eto paris ?
6. Fiffi
(
29/03/2006 06:14)
hery: misaotra anao , hay tokoa moa fa efa nahita an'io aho dia noheveriko hoe Marseille fotsiny dia tsy nijery loatra aho kay ao daholo :)
7. cocole
(
29/03/2006 08:42)
Sambatra ianareo izany nijery tana in love! Ary ny eto Dago ony mba raha amin'oviana. Tsara raha mba ataon'ilay organisateur mora ny fidirana. Fa ny fidirana amin'ireny mantsy toa lafo foana dia tsy afaka mijery ny madinika. Misaotra
8. Fiffi
(
29/03/2006 12:24)
tana in love ve de tsy nisy tany alohan'ny hanaovana spect aty ivelany ?
9. Samoana
(
29/03/2006 13:11)
fijo/ ny tena nanahirana t@ sono HONO de satria takon'ny baffle Ranoely. hihihi( hay moa tsy mbola 1 avril androany !!! )
Lafo marina le fidirana fa tsy toy ny nahazatra( izay efa lafolafo ihany koa:lol:) saingy toa nandra-maraina naharitra adiny 4 mahery ny fampisehoana hoy ny mpitantara?!Nilay tokoa hono kah !
Lafo marina le fidirana fa tsy toy ny nahazatra( izay efa lafolafo ihany koa:lol:) saingy toa nandra-maraina naharitra adiny 4 mahery ny fampisehoana hoy ny mpitantara?!Nilay tokoa hono kah !
11. lou06
(
29/03/2006 16:06)
Fiffi:
dia io zany no nanamarina ny vidin'ny toerana koh!
tonga lafatra ilay izy, maro ny artista, ny salle dia lafo be (Florida), izany angamba no nahatonga izany ! niandry olona maro ry zareo dia tsy nisy réservation fa izay tonga aloha no nahazo toerana tsara !
ny boisson dia mora be 6 euros ny THB GM, sy ny bonbon anglais GM, ny sono no nanondrana kely fa tsy nanakana loatra ny ambiance
i Francis Turbo tena ni assure mihitsy
tsara lavitra noho ny t@ erin-taona !!!
13. fijo
(
29/03/2006 20:35)
samoana an,marina koa iny kle.hi hi hi
za nitady an'ialahy fa tsy hitako ialahy.nofilmeko aloha ilay izy e.ka hafaka mijery indray rehefa te hametsovetso.
tsara tokoa raha mihoatra amin'ny 2005.izany hoe ny fikany dia izao.nataony lafolafo ny fidirana,fa ny bar kosa nahenany.
fa afapo aloha e.

15. Liga
(
30/03/2006 05:12)
Fa inona aloa no mampilay ilay Tanà in love e? ilay hoe mijery spectacle ve sa ilay hoe mijery ny revin'ny artiste? ra tsy diso aho de somary dia to ny revin'ny artiste no jerena sahalan'ireny groupen'ankizy mifampitona hihira de asina mpijery fotsiny. Tsy manaratsy ny Tanà in love aho akory sanatria fa mba milaza ny hevitro fotsiny no sady te halala ny fandrasisan'ny hafa koa. Ra ny eo @ lafin'ny organisation ny spectacle gasy aty andafy indray de tsy mahagaga fa misy olana fona( soit resaka place na sono, na resaka tsakitsaky tsy tena araka ny vidi-pidirana...)!! tsy mety tonga lafatra e!!mbola mila miezaka mafy hoa ilay gasy fa tsy vitan'ilay hoe:"moramora"
17. Liga
(
30/03/2006 06:01)
tiko ny artiste gasy ka!! fa ilay organisation gasy no tsy tiko!! soirée gasy zany mantsy de tena tsy membre aho ra aty andafy no resahina an!! fa refa any dago tsy haiko indray.
20. Fiffi
(
30/03/2006 09:11)
Liga: donc : tsy mpankafy zany satria tsy hitako ny antony hoe raha aty an-dafy :roll::roll: