Western Union

1. ainaheri ( 28/03/2006 16:19)
Sao d mba mahita fomba fandefasana vola ankotran'io
fa diso mangalatra lotra!! Saotra
répondu par Fiffi le 02/04/2006 04:50
2. ftma ( 28/03/2006 16:50)
Mandat international ao @ Poste no hitako mora atramin'izao, raha mandat ordinaire international dia 4 na 10 andro vao tonga fa raha mandat express international dia 2 andro, eo @ 12€ eo no aloha raha mandefa 100€ à 600€, mora aloha raha oharina @ wester union.
Misy gasy mandray vola aty ko dia omeny any M/car fa betsaka aloha no nahazo olana t@ io.
3. Fiffi ( 28/03/2006 17:36)
ainaheri: mba azavao hoe ahoana izany mangalatra loatra izany ? satria manko an! misy zavatra tsara ho fantarina koa ity: rehefa mandefa vola dia misy case ao misoratra hoe "taux en cours" "taux fixe" dia io taux fixe io no cochena satria izao no fandehany: raha cochenao io taux fixe io dia rehefa tonga any @ destinataire-nao ilay vola dia io taux efa nomeny anao io no voarain'ny destinataire-nao fa raha toa ka tsy mi-cocher ianao dia rehefa tonga any @ destinataire-nao io vola io dia izay taux en cours no ho azony.
4. Herimiafina ( 28/03/2006 18:01)
Fiffi: le mangalatra loatra angamba resaka hoe pourcentage alaindry zareo amin'ilay frais d'envoi e!

Fa maninona kay raha alefa compte en banuqe de virement bancaire tsotra mampiasa code swift, sady vetivety no tsy dia maka betsaka ny banques! :-w:-w
5. Fiffi ( 28/03/2006 18:22)
tsy aiko indray io an!
6. Veloo ( 28/03/2006 19:10)
tsssssssss marina ny ainaheri knou mangalatra be ry zareo non seulement misy ny charge fa mbola midina be ilay vola tonga any dago...
virement automatique a partir d'une banque a une banque ko no tena tsara kely ny charge alain-njy zareo...
7. Herimiafina ( 28/03/2006 19:12)
Io anie ry Veloo le efa noteneniko e! mampiasa code swift fotsiny hoa de mandeha ny paika e!
virement automatique a partir d'une banque a une banque ko no tena tsara kely ny charge alain-njy zareo...
8. annie ( 28/03/2006 20:04)
manakaloza any @ mada change e!
9. zandikely ( 28/03/2006 23:10)
Mampiasa Code swift mora fa tsy zaho zaho efa indroa no very 40 euros, sady ela koa ilay izy, misy herinandro vao tonga.
Zaho aloha, Western Union, ihany no hitako azo antoka no sady malaky. Tsy mangalatra kosa fa sandany service, malaky sy azo antoka. Tahaka ny hoe raha any Madagascar ianao mandefa vola par Fax, malaky fa lafo.
10. Fiffi ( 29/03/2006 03:38)
mangalatra be ry zareo non seulement misy ny charge fa mbola midina be ilay vola tonga any dago...
ka io hoe midina be anie rehefa mandefa vola dia misy case cochena hoe taux fixe dia @ zay tsy miova @ nolazaina anao hoe zao ny ho voarain'ilay olona fa raha tsy cochena io dia manaraka @ fihovan'ny taux eh!
11. ainaheri ( 29/03/2006 05:33)
Saotra betsaka t@ torohevitra!!
12. Fiffi ( 29/03/2006 05:40)
fa na izany hiany aza dia aleo angamba mijery ireo lazain'ny namana ireo hoe iza no ahazahoana tombontsoa tsaratsara kokoa! :)
13. ds ( 29/03/2006 09:22)
Ny any Dago no mangalatra amin'ilay resaka Western Union. Ny ahy efa nosoratana tao amin'ny tapakila mihitsy ny takalo amin'ny vola gasy kanefa mbola mihena rehefa tonga ny mpandray vola. Maika anefa ny tena, dia miaritra amin'ny trefle :-)
Ny virement swift indray, atao lavanty aloha ny volanao izay vao tonga any amin'ny mpandray azy. Mety maharitra 5 andro raha manakaiky week-end ny fandefasana azy kanefa eo noho eo io dia voarain'ny any Dago.
Araka ny tenin'i ftma, paositra ihany no mora na somary elaela aza.
14. majakely ( 29/03/2006 09:37)
ny hitiavako ny W-U kosa de le izy voaray 15 min après ny nandefasako azy ,Ny ahy koa raha vao handefa vola any dago aho de midika zay fa efa maika be ny any haharay azy :D,,, tsy mila mitaitaina ela miandry,,,zay aloha no mba avantage kely e.,
15. Fiffi ( 29/03/2006 11:10)
ds: ary raha hatao rekommandé le aingana be iny , nefa moa manjary lafo be indray ny frais eh ?
16. xxx ( 29/03/2006 11:27)
Mitovitovy ihany ny frais na WU na Poste fa azo antoka kokoa aloha hatreto ny WU raha ny fijeriko azy (arakaraka ny urgence) .
Ny banky lafo loatra ny frais alainy nefa tsy dispo eo no ho eo akory ilay vola raha atao transfert,
Ny poste koa ohatran'izay ihany.

Raha handefa vola isam-bolana indray ohatra dia azo atao koa ny mandefa chèque fa izany hoe dispo ilay vola afaka 30 à 45 jours fa ny frais tamin'ny roa taona lasa dia teo amin'ny 10000 fmg (2000 ariary???) kanefa rehefa périodique ny andefasana ilay vola dia ohatran'ny hoe mahazo karama (na retraite) isam-bolana ilay handefasana.
Sady rehefa avy eo ho an'ny eto Frantsa azo déclarer-na amin'ny impôt ilay vola raha Ray amn-dreny no andefasana azy.
17. Fiffi ( 29/03/2006 12:27)
ie: azo deklarena mihintsy io!
18. ftma ( 29/03/2006 12:31)
xxx tsy mitovy ny frais ny WU sy ny mandat ka fa efa misy elanelany 50% mihitsy,na mandat international aza azo déclarer any @ impôt.
19. Fiffi ( 29/03/2006 12:34)
,na mandat international aza azo déclarer any @ impôt.
zany ve ?
20. ftma ( 29/03/2006 12:44)
fiffi ny ahy aloha déclarer-ko foana e ilaina foana koa io rehefa manao taratasy, ohatry ny don omena ihany io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5801