Baoro

1. tomJoad ( 24/03/2006 09:39)
Salama daholo ho an'ny namana,
Izaho dia tena mpakafy an'i lolo sy ny tariny. @ ilay hira hoe raditra . Inona moa no tena dikan'ilay teny hoe baoro hitako @ tonokira.


Io Raditra fa mipitrapitra
Eo ambaravaran'ny Baoro ...

Hitako hoe tena tsy azoko mihitsy mantsy ny tena foton'ity sombi-tantaran-draditra noho ny tsy fahazahoako io teny io.
Misaotra mialoha.
Tom
répondu par Fiffi le 25/03/2006 05:55
2. nikopol ( 24/03/2006 10:00)
baoro ve less ? :lol: prison no dikany
3. tomJoad ( 24/03/2006 10:20)
azokazoko an-tsaina ihany fa tena tsy dia tena natoky tena fotsiny aho. Misaotra an'ialahy nanamafy ny eritreritro.
4. dadabe ( 24/03/2006 11:38)
:°):°)
5. fijo ( 24/03/2006 19:57)
baoro eo ela bedada an.
6. Fiffi ( 25/03/2006 05:55)
zah koa ary toa izay vao nahita an'io :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3125