momba ny fiainana any dago
1. lamie
(
21/03/2006 21:22)
efa tonga any dago zao ny arenti-mandoza momba ny moka, inona no fiarovana ataon'ny Malagasy?
répondu par Fiffi le 29/03/2006 03:39
4. Fiffi
(
22/03/2006 05:59)
voalohany indrindra angamba dia ny fana dihovana ny tanàna indrindra ireny toerana misy rano ireny , sady raha vao misy rano kely anie dia mahaizao aina be ireo moka ireo eh!
6. manova
(
22/03/2006 08:59)
Dia mapatahotra ve zany ny mankany @ zao sa ahoana ny hevitrareo , satria raha hiady sy hiaro @ moka no atao any dia ho tsara ve ny vacance, toamasina zany dia hafoy
8. booboo
(
22/03/2006 16:22)
mihosotra raha anti-moka fotsiny ry Manova fa moka ve no tsy hadanana any ...mbola aiza ny toberklôzy sy ny kôlera sy ny tsy haiko aby...nefa mbola misy mandeha ihany any ?
9. Fiffi
(
22/03/2006 19:48)
booboo: marina aloha ny andry an! saingy mampatahotra kosa anie ilay haretina an!
11. Fiffi
(
23/03/2006 05:04)
fijo: ny ahy aloha dia izay haretina dia mampatahotra ahy daholo an! dia aleko "mieux vaut prévenir que guérir" sa ahoana ?
12. Angolaina
(
23/03/2006 11:49)
Tena areti-mandoza eto dago tokoa aloha io aretina azy avy @ moka io e! indrindra fa ny any tamatave no tena mitaraina mafy fa tena voany sady mahafaty mihitsy an ! nefa izany ve no andosirana ny tanindrazana ? ampahafirin'ny aretina hafa mandoza anefa zany e! ny sida ihany ry zareo no tsy mbola ahitana fanafany a! ka ny aretina tena tsara iarovana ny tena de io sida io ! tongava de mampiasà moustiquaire, manaova curena nivaquine sy izay lazain'ny dokotera tsy hahavoan'io aretina avy @ moka io de milamina e!! Aty dago ange ka mahafinaritra foana e! na aiza na aiza ko ange tany misy anao, tsy maintsy misy foana ny areti-mandoza e!
13. Fiffi
(
23/03/2006 16:57)
tsy hoe andosirana ny tanindrazana aloha raha zah manokana fa saingy mba matahotra fotsiny eh!
14. rapala
(
24/03/2006 11:39)
marina ny any angolaina, mahafinaritra mihintsy dago ka tsy tokony handosirana:) moustikera sy nivakine ary koa rakofana ny tanana (lava tanana) sy manao ba kiraro rehefa hariva dia tsy maninona. Henoko hoe mila minana vitamine B, tsy tiany moka hono ny fofon'io @ vatana (rehefa tsemboka ianao dia mamoaka ilay fofona io @ vatana ilay izy) - aiza ny dokotera hanamarina izany e!:wink::wink: aiza watafon?
16. watafon
(
26/03/2006 17:58)
rapala: ty za k ! fa ahoana kay? :wink: le fihinanana nivaquine aloha tsy miaro ny fahatongavan'ireo aretina voalza eo ambony ireo(chik sy dengue) fa ny palu ihany no voaharony !
le fihinanana Vit B ndray d mety ho marina ihany koa fa aleo vit C ary no hohanina k ! tsy misy fanefitra mifandraika aminy tanteraka ange le aretina zany fa traitement symptomatique no atao , izany oe mampidina ny hafanana sy mampijanona ny fanaintanana e! satria mantsy VIRUS no otrik'aretina manome ireo aretina ireo da raha somary farofy ny vatana na ambany ny hery fiarovana ao @ tena d mora voa e!
ny tena tsara indrindra zany alou zao d ny ady @ moka ihany ! @ fanadiovana ny toeram-ponenana sy ny manodidina @ fanalana ny lobolobo sy ireo rano miandrona mety hanatodizan'ny moka !!

18. watafon
(
27/03/2006 17:04)
ie somary mahery fofona zay izy aloha e! d éliminé any @ hatsembohana sy ny fivalanan-drano !!