MBA ANKAMANTATRA KELY E...
1. gasypantin
(
18/03/2006 09:22)
INONA ARY IZANY?
ny an'andrianampoininerina lava be
ny an-dradàma fohy kely
ny an'ny lehilahy tsy maintsy omény ny vadiny rehefa manambady izy!!!:-D
ny an'andrianampoininerina lava be
ny an-dradàma fohy kely
ny an'ny lehilahy tsy maintsy omény ny vadiny rehefa manambady izy!!!:-D
répondu par mamzelkely le 28/03/2006 09:00
3. fasaly
(
18/03/2006 09:31)
:roll::roll::roll::roll: euhhhhhh! katsaka ve???marina sa tsy marina????:^):^):^)
5. pissoa
(
18/03/2006 09:37)
Hihihi, hatsikana sy lalao ve izy ity sa fitiavana?
Raha hatsikana sy lalao dia anarana no valiny ... faraha fitiavana dia tsy haiko kah :roll::roll:
Raha hatsikana sy lalao dia anarana no valiny ... faraha fitiavana dia tsy haiko kah :roll::roll:
6. rasery
(
18/03/2006 09:41)
Valin'ny Ankamantatra ilay hoe: "Ny an'Andrianampoinimerina lava be....."
valiny: Anarana
valiny: Anarana
8. fasaly
(
18/03/2006 09:44)
ary tena mahay zavatsa kay i pissoa sy rasery reto:°):°):°):°) tena donjona beuh tsy mahataka-javatsa mahintsy tsika ry fiffi ah! ny ahy zao katsaka no hitako:^):^):^)
tapitsa sahady ny dinika ankamatatsa:-D:-D:-D
tapitsa sahady ny dinika ankamatatsa:-D:-D:-D
10. fasaly
(
18/03/2006 09:46)
fiffi a! mbola tsy hary tety antany tsika tamzany anjo zany de tsy haintsika ny halavany ny an'i andrianampoinimerina zany e! sy ry radama:roll::-D:-D
13. taliban
(
18/03/2006 14:36)
anarana no tena izy ry reto ah,fa raha tsy izany de rano mahavelona;:-D:-D:-o
18. era
(
18/03/2006 18:58)
mbola nisy tohiny io hoe : ny an-drangahy lasan-dramatoa, ny an'i mompera tsy ampiasainy. :-D
19. janisy
(
19/03/2006 03:57)
le anarana aloha no tena sûr fa valiny marina e!
fa raha le resaka fitiavana tô tsy dia azo antoka satria iza no nahita ze tany @ andron'ny Ntaolo tany, sady mety tsisy nandrefy koa e!
zay!!!!!!!!!:o
fa raha le resaka fitiavana tô tsy dia azo antoka satria iza no nahita ze tany @ andron'ny Ntaolo tany, sady mety tsisy nandrefy koa e!
zay!!!!!!!!!:o