Mahaleo : une année 2005 historique
1. Fiffi
(
17/03/2006 16:19)
Fa tena mahay kosa aloha ny tarika Mahaleo an! na ny fihirany , na ny zava-tsoa hataon'ny tsirairay ho an'ny Malagasy , tena deraina eh!http://www.madanight.com/viewarticle_663.htm
répondu par Fiffi le 25/03/2006 17:18
7. Herimiafina
(
17/03/2006 19:38)
Eeeh! de taraiky ndray ny tenanay klé. Tsy maharaka intsony ny mahaleo ankehitriny. Le Mahaleo fahiny mantsy no tena mba ankafizinay e! Le tamin'ny taona nahaterahanay izany an! :P:P
8. RADOUXE
(
17/03/2006 21:17)
Sotra ra fiffi fa tena nilay le izy a kozy ndrindra fa le teny Antsonjombe iny tena milay e sotre
9. Fiffi
(
18/03/2006 06:42)
fijo: ka nijery ilay film aho dia teo no nahitako ny zavatsoa rehetra nataon-dry zareo , Taomasina sns...ny hira rehetra miaraka @ clip , ny fiainana , isakin'ny hira mandeha dia ahitana ny fiainana ohatra zao hoe ilay hira adin-tsaina dia mahita ity vhv mibaby ny zanany sahirana ery miakatra ny tohatra , ndryyyy , tena ontsa eh!
11. andry44
(
18/03/2006 07:39)
masaka be e!ireny ny tsy totan'ny ela fa tsy toy ny hiran'ny zatovo ankitrio malaza androanyde lefy rapitso!
Izaho na mihano mahaleo manadrapaharain'ny androa aza tsy leo izany!tsy mankaleo no tokony hatao anaran'ny io groupe io fa tsy mahaleo izany:-D
Izaho na mihano mahaleo manadrapaharain'ny androa aza tsy leo izany!tsy mankaleo no tokony hatao anaran'ny io groupe io fa tsy mahaleo izany:-D
13. Yverson
(
25/03/2006 15:27)
Izay alou de Mpankafy mahaleo 100% ka ninona ataony de tinay fona e!Une année historique 2005 pour le groupe mais 2007 ce serais plus historiq que 2005 puisq l'il va célebrer l'année prochaine son 35ème anniversaire!Mahaleo mandrakizay e!:D