TAKARIVA AMOROM-PATANA

1. beza ( 14/03/2006 06:46)
Miarahaba

Ny fikambanana Nama dia faly manolotra anao
"TAKARIVA AMOROM-PATANA"
http://www.faniloradio.com/nama.htm
répondu par Fiffi le 11/04/2006 06:45
2. Fiffi ( 14/03/2006 07:21)
misaotra anao :)
3. diamondra27 ( 14/03/2006 10:22)
mazotoa daholo e
4. Fiffi ( 14/03/2006 11:28)
mahatsirao ny any an-tanindrazana izy zany!:(
5. Achia ( 14/03/2006 19:56)
mamindroa @ gazy e !
6. Veloo ( 15/03/2006 01:38)
inn kay8O
7. booboo ( 15/03/2006 10:42)
Achia > :-D:-D
8. marozevo ( 18/03/2006 00:30)
zara raha misy mamaly ity loha hevitra ity, satria tsy voatandrina loatra ny fomba nanaokafana azy angamba.
9. Fiffi ( 20/03/2006 06:20)
marozevo: nefa ny ahy aloha na dia ny lohateny aza dia nanaitra be ahy an!
10. marozevo ( 26/03/2006 23:16)
Koa izao iaraha-mahita izao koa inona indray. Za kosa anie tsy mi-generaliser ry Fiffi, ianao anisan'ireo vitsy mahatsapa ny halehiben'ity, fa aiza ary izao ny namana rehetra.
Araka ny fahitako azy an, dia mila mitandrina mihitsy manokatra loha hevitra iray, na titre na contenu, miankina amin'izay ny tolo kevitra manaraka.
11. Fiffi ( 28/03/2006 05:57)
marozevo: an3 tsy milaza kosa anie zah hoe mi-generaliser ianao eh ! fa milaza aho hoe marina izany voalazanao izany matoa tsy betsaka ny namana mamaly eto , fa ny nolazaiko koa dia hoe raha vao nahita ilay titra aho tonga dia nanaiktra ahy satria tia an'izany takariva amorom-patana zany aho an!
12. zazakely ( 04/04/2006 06:32)
rehefa ,vita moa ny inona vao 'zay hoe Takariva amorom-patana!!!!:
13. Fiffi ( 04/04/2006 06:45)
:roll:
14. marozevo ( 06/04/2006 21:57)
Tsoriko fa tena mahafinaritra ahy, ary heveriko fa hahasoa ny rehetra, ny mifanakalo hevitra amin'i Fiffi.
15. Fiffi ( 11/04/2006 06:41)
marozevo: misaotra anao . :)
16. Fiffi ( 11/04/2006 06:45)
torak'izany koa ry marozevo an! :):)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2231