Hira tsy fantatra ny mpihira azy
1. hery
(
13/03/2006 14:07)
Misy tononkira vitsivitsy nampidirina tao amin'ny tononkira.serasera.org kanefa tsy fantatra ny mpihira azy.
Sao dia afaka manampy ianareo hoe iza daholo no mihira an'ireto hira ireto?
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&mpihiraid=903 ny tononkira
Ireto ambany ireto lohateny fotsiny
Atao ahoana
BOGOSY FA TSY AMPY SAOSY
FITIA
HO ANY AMINAO
Izy roa ihany
manambalia
Mba omeo
nefa ny anay
Raha fitia
Raha Fitia
RATOVO
TARA LOATRA
TETO
Tompon-tsafidy
ZAFINDRATAPAKA SY IKOTONDRAKIKINA
Sao dia afaka manampy ianareo hoe iza daholo no mihira an'ireto hira ireto?
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&mpihiraid=903 ny tononkira
Ireto ambany ireto lohateny fotsiny
Atao ahoana
BOGOSY FA TSY AMPY SAOSY
FITIA
HO ANY AMINAO
Izy roa ihany
manambalia
Mba omeo
nefa ny anay
Raha fitia
Raha Fitia
RATOVO
TARA LOATRA
TETO
Tompon-tsafidy
ZAFINDRATAPAKA SY IKOTONDRAKIKINA
répondu par Fiffi le 01/04/2006 05:58
2. pissoa
(
13/03/2006 14:43)
Atao ahoana moa: Railovy
Bogosy fa tsy ampy saosy: Tselonina
Nefa ny Anay: Aina (Pazzapa)
Ireo ihany no haiko :roll:
Bogosy fa tsy ampy saosy: Tselonina
Nefa ny Anay: Aina (Pazzapa)
Ireo ihany no haiko :roll:
6. lanto
(
13/03/2006 16:39)
Misaotra e!
Ireto izany sisa :
FITIA
HO ANY AMINAO
Izy roa ihany
Mba omeo
Raha Fitia
RATOVO
TETO
ZAFINDRATAPAKA SY IKOTONDRAKIKINA
Ireto izany sisa :
FITIA
HO ANY AMINAO
Izy roa ihany
Mba omeo
Raha Fitia
RATOVO
TETO
ZAFINDRATAPAKA SY IKOTONDRAKIKINA
10. mandrindra
(
14/03/2006 08:53)
mba asio feony ary aloha izay efa nolazain'ny sasany ho henoina e !!