Tranom-pokonolona Mahitsy... aiza ihany?
1. hery
(
08/03/2006 07:08)
(Nosoratan'i RTS USA tao @ serasera@yahoogroups.com)
Lohateny: Mahitsy... nanantena tsy misy ve?
Manao ahoana daholo,
Niangavin`ny raimandreny avy any amin`iny faritra Mahitsy Ambohidratrimo iny izahay ka dia netiko eto. Mety nahatadidy angamba ianareo izay mpamaky gazety fa dia noravana ny "Tranompokonolona Mahitsy" volana maromaro ihany izay, ary nolazaina fa tsy manarapenitra dia mila ravana ary mila soloina, dia noravana tokoa ilay izy, dia nanantena ny vahoaka ny izay ho solony, indrisy nefa fa tsy mbola hita ihany, ary heno fa any amin`ny toerana hafa (akaikin`ny terrain indray no asiana azy) izay toerana tokony mila amboarina sy hitarina ihany koa satria na ny ankizy mpianatra manao fanantajahatena antsekoly dia eo amin`io "terrain" io daholo no manao izany. Izany hoe hanjavona koa izany ilay "terrain" fanaovana volley, basket, foot)
Ka dia lasa ny saina hoe dia naninona loatra dia mametrapetraka vahoaka, ny tena olana dia misy ny raiamandreny sy ny fokolona izay tezitra mafy satria:
1- io tranompokonolona io dia mirakitra tantara ary tsy tokony hafindra akory, ho an`izay mpakany Mahitsy dia mahita fa eo no misy ny tsangabaton`i Madagasikara mirakitra ny tolona sy ady natao tamin`ny vazaha taloha. Ary ko mirakitra ny tantaran`ireo mpitondra nifanesy teo antoerana io tranompokonolona io.
2- nahoana no tsy mbola hita ihany ity solony nefa ilay tranopokonolona dia efa noravana ka zary bongatany sisa no hita eo?
3- nahoana no tsy miteny ny mpitondra, na eo amin`ny kaominina, na fivondronana, na faratany na firenena mihitsy milaza manaraka ny zavatra ohatr`ireny.
4- Dia ho aiza ny zanan-bahoaka ny hanao fanantajahatena raha soloina tranopokonolona vaovao ny toerana fanaovana fanantanjahatena?
Ka antsipy ny fitenenana, antsoina ianareo mpanao gazety mba hijery an`io tantara io, mety betsaka ny zavatra ohatran`io mitranga ary mila jerena. Raha izahay zanaka ampielezana aty alavitra aty no efa hitarainana ny raiamandreny ao antanana dia tena misy zavatra tsy mazava ao.
Misaotra nareo namaky
RTs USA

répondu par Angie le 09/03/2006 10:30
2. Fiffi
(
08/03/2006 08:15)
Mampalahelo tokoa ny fahitana izao fandravana toerana , trano sns ... izao Inona moa no tsy efa noravahina eh ? dia asa mihintsy izay hiafaran'ny mponina fa dia tsy rariny no betsaka!
3. Angie
(
08/03/2006 08:40)
Tena mampalahelo zany vaovao zany, zahay aloha dia efa nipetraka tany Mahitsy e ary efa nanao ballet tao @ io tranompokonolona io fahazaza nanditra ny journée des écoles tena mbola misy sarinay t@ zany ato. :lol: (fa mampihomehy be aloha le pozy e)
Zaho mihevitra fa matoa mangina daholo ny mpitondra fanjakana dia misy raha ao, na hanangana trano eo ry zareo deba ao na hamidy io tany io dia ho hafindra koa ny tsenan'omby alefa any ivelan'i Mahitsy any akaikin'ny terrain any. Possible daholo zany satria tianjy zareo hitarina ny tanana moa ao koa ilay fandraisana ny vahoaka ho mora ambakaina.
Azo natao tsara ange ny nanagana tany @ terrain tany aloha ary rehefa vita vao noravana ilay taloha raha izay no tena hevitra fa tsy hoe harodana dia h@ zao mbola tsy hay hoe hatao aiza.
Dia miandry vaovao avy aminareo any e

4. Angie
(
08/03/2006 08:41)

6. xxx
(
08/03/2006 16:47)
Raha jerena amin'ny fo ilay izy dia hoe "mampalahelo"...zao anefa, satry dia satry tokoa anatin'ny fotoana fohy dia vita daholo ny fanamboarana sy fanarenana rehetra, ny tsy tokony hadino anefa dia hoe "misy fotoanany ny zavatra rehetra", ary ny "tao-trano tsy efan'ny irery". Raha tranom-pokonolona no resahina, dia manana andraikitra betsaka amin'izany ny fokonolona sy ny tanana. Ahoana hoy ny Ben'ny tanana? hatao io hoy izy, mbola tsy vita nefa? miandry ny vola ho feno..aiza misy vola? tsy misy vola milatsaka ho azy eo fa miandry ny hetra avy amintsika vahoaka. Mandoha hetra ve nefa ny vahoaka? eo indrindra isika zao...ka raha hoy i naritsimba hoe miandry fampieleza-kevitra , dia hoy aho hoe zara aza misy fampieleza-kevitra azahona zavatra tsara.Fa raha ny hetra tokony haloantsika Malagasy no andrasana dia tsy hisy zava-bita eto madagasikara.Ka hoy aho: Mahareta fa hanana ny soa, ary ilay tranom-pokonolona aorina any amin'ny terrain, inoako mari-marina fa honohono izany.Izy ho vita no zava-dehibe fa tsy ilay hoe rahoviana no ho vita, efa ao anaty tetik'asan'ny mairie io ka tsy maintsy ho vita na ho ela na ho haingana.Misy niresaka tsenan'omby koa tao ambony tao, tsy misy tsena miova eo fa raha ovaina izy dia fanatsarana no atao.
Ohatra iray:Firifiry moa ny olona nimenomenona tamin'ny fandravana trano mba afahana manitatra ny lalana sy manatsara ny tanana tao antananarivo?..betsaka ny tezitra tamin'ireny, zao nefa samy mahita angamba ny fivoaran'ny tanana, nosy be, masay, akorondrano, andavamamba...etc.
hatreto aloha....
S Gr

7. gasykely
(
08/03/2006 17:47)
Zanakin`ny toerana ny tenanay ka dia hiteny ihany koa, raha tsaronareo izay naheno dia ny filoha-pirenena nandalo tao Mahitsy no nilaza an`io hoe \"ravao io tranompokonolona io fa tsy manarapenitra\", dia noravana ary tao anatin`ny fotoana foy dia noravana, ka raha voarava ao anatin`ny fotoana fohy dia tokony ho vitaina ao anatin`ny fotoana fohy ihany koa, matoa mahasahy milaza hoe ravao fa ho soloina dia matoky izy fa misy vola hanangana an`io izany ao.
Ny hoe hafindra any amin`ny terrain, jereo fa efa misy terrassement vita ao ary rava ilay siniben-dranon`i taloha teo (eo ampitan`ny laigomena), jereo ko fa na ny manodidina ny terrain izay an`ny commune aza dia feno trano (ahoana no nahatonga an`ireny eo?, misy zavatra tsy mazava ao)
- ny tsenan`omby raha mahatsiaro nareo dia efa ela ny tsenan`omby no nalanao tao amin`ny tena tsenanomby izay nasian tranofivarotana sy arret ny taxi-brousse. Efa nafindra efa ela ilay tsenan`omby eh, ka tsy ahita tsenanomby tsara ohatran`ny taloha iny tsony fa dia ary amin`ny dezaka be ary ny tsenan`omby, ny kisoa koa lasa any.
ny labatoire sisa nga no hita ao!
Valiako kely hoe mandrasa, averiko indray matoa milaza hoe ravao (izay vita aingana) dia efa matoky izy zany fa ho vita aingana nefa aiza.
Maninona moa raha nanangana tranompokonolona vaovao izay vao noravana izy io? tsy izay ve no mora.
ny ahiko dia izao, tena andrasa fifidianana io vao mody amborina, ary inona no hatao eo amin`ilay bongataty kelin`ny tranompokonolona taloha io??? enga anie ka tsy ho zavatra hafa.
Dia ahoana ny tantara fafana ao anatin`ny fotoana foy? marina fa mila fandrosoana fa tsy atao fandrosoana botolo be fahatany.
Ilay hoe resaka hetra, ka ny vahoaka aza ve no andranareo handoa ny ehtra, ny sakafo ho aniny aza efa hifapitadiavana isanandro.
Tsy hoe hifamaly sy hamaly izay lazain`ny olona no hanoratako fa mba zanakin`ny tanana ka malahelo ihany raha atao ohatran`izao ny tananay, tao izahay no nanao kilalao, eo ny marikin`ny nahafaty ny dadabeanay tamin`ny tolona, sns rehetra.... rehefa manao zavatra dia mila \"precision\" fa tsy hoe ravao fa amboariko nefa tsy hitakory, ampafirin`ny vola lany amin`ny zavatra hafa moa ny fanaovana an`io tranompokonolona io? Azavao amin`ny vahoaka ilay izy mba tsy hisian`ny resabe ho nahoana no tsy vita, ary nahona no hafindra....
:oops:^^:-o

8. Angie
(
09/03/2006 10:30)
tena taranjay za t@ iny ry gasykely, hay ve ka efa nafindra ny tsenan'omby e. Zaho aloha tena mihevitra toa anao e jereo ange fa na io vita @ fifidianana na eo misy trano be mitsanga ho an'ny sasany hoatran'ireo any terrain ireo ihany kou, tanim-panjakana nefa nivadika ho ...
Mba tantarao ny tohiny hatrany e :D
Mba tantarao ny tohiny hatrany e :D