fa hono hoa efa maty ve i charon!!!!!!
1. bemalaza
(
03/03/2006 16:12)
mandeha tokoa ny resaka @ izao fotoana izao ,ny mikasika an'ingahy charon ,ary misy ko ny manotany hoe efa maty ve izy sa?
ny resaka mandalo sy henoheno ombenimbeny de efa lasa hono izy fa tsy lazaindreo ?
velom\panotanina izahay hoe efa lasa tokoa ve izy sa mbola
ny resaka mandalo sy henoheno ombenimbeny de efa lasa hono izy fa tsy lazaindreo ?
velom\panotanina izahay hoe efa lasa tokoa ve izy sa mbola
répondu par fijo le 09/03/2006 22:35
2. Optik
(
03/03/2006 16:47)
Sarotra ny milaza fa efa maty izy satria mbola mitempony fony ,ary mbola miasa ny havokavony, fa ny sainy no tsy ao tsony tsony.
Izany angah le antsoina hoe maty tapaka!!?
Izany angah le antsoina hoe maty tapaka!!?
4. zandikely
(
03/03/2006 17:14)
Sao dia Ariel Sharon (אריאל שרון) no tianao lazaina. Mbola tsy maty izy fa mbola mararay mafy. Aiza kosa dia hoe hafenina e.
6. fijo
(
03/03/2006 19:30)
tsy charon kosa fa sharon e,raha maty izy tsimaintsy nolazaina fa mbola velona iny satria miaina,nefa efa tsy izy intsony,satri ny sainy efa tsy hafaka ny hiasa intsony koa
7. michette
(
03/03/2006 19:59)
tsy mbola nisy nilaza official mihintsy hoa maty Saron,ny matetika voalaza dia hoe en etat critique izy,
8. Fiffi
(
03/03/2006 21:03)
Sao dia Ariel Sharon (אריאל שרון no tianao lazaina. Mbola tsy maty izy fa mbola mararay mafy. Aiza kosa dia hoe hafenina e.8O8O8O8O8O
9. zandikely
(
03/03/2006 23:15)
Fifi: Ariel Sharon nosoratako miaraka sy aminy teny hebrio dia lasa nivadika sahala amin'io asa raha naninona.
Ariel Sharon (אריאל שרון
Ariel Sharon (אריאל שרון
10. zandikely
(
03/03/2006 23:16)
Non tsy mety mandray teny hebrio mihitsy ny serasera, lasa tarehimarika daholo. Ilana tsiny betsaka
12. bemalaza
(
04/03/2006 16:01)
ka zany ny feo heno sy mandeha2 ombieny2 ,ary nisy nilaza mihintsy fa ingahy Arafat Yasser hono hoatran;io koa ny nanaovandreo azy ,efa maty efa ela hono izy fa mbola tsy navoakandreo .mety ho marina ihany io teny io satria henatra goavana zany eo anatrehan'ny faha8.:oops:
13. fijo
(
04/03/2006 19:13)
mety marina izany,ary fomba fanao amin'ny toedraharaha toa izao,saingy hoantsika,dia miandry ny ofisialy isika vao mino.
14. Fiffi
(
04/03/2006 19:59)
possible koa zany an! be loatra koa ny lainga ka tsy hita intsony hoe aiza ny marina!!
16. bemalaza
(
05/03/2006 11:30)
veloo matahotra in ry zareo ?
fanga tsy hoe ny israel no tena mazana indrindra eto ambonin'ny tany !!!!!!![mahay zavatra ,sns]
eny marina tokoa zany ry fiffi fa tsy hay intsony ny vao2 marina sy lainga,satria efa samy mapiely ny rehetra.

18. xxx
(
06/03/2006 11:21)
bemalaza fa hatahotra in ndray ry zareo?
matahotra ny valifaty zay hahazo azy .
sady koa henatra goavana zany eo anatrehan'izao tontolo izao
matahotra ny valifaty zay hahazo azy .
sady koa henatra goavana zany eo anatrehan'izao tontolo izao
20. mandrindra
(
07/03/2006 13:05)
aleo izy ho faty ohatry ny maty rehetra any e, sady tsy gasy ka tsy blema amiko.
ny tsy mbola hamelana azy ho faty ofisialy dia andrasana ho matomatotra kokoa aloa ilay antoko polifika vao natsangany. raha tamin'iny fiandohana iny mantsy dia efa nolazaina hoe jokotra lery dia rava teo ny antokony.