Fiarovana: ny faille-ntsika!!

1. lapino ( 02/03/2006 12:47)
Taorian\'ilay hoax nolazain\'i Fiffi, dia misy tetik\'asa sy vinavina iray hafahafa indray ao ohatra ny mampatahotra kely!

Noho izany dia mila mitandrina isika amin\'ity aterineto ity fa tsy ny virus sy ny spyware sy ireo programa mi-exploiter ny faille-n\'ny solosainao ihany akory tsinona no tena atahorana, fa ireo izay mi-exploiter ny faille-nao!!! Misy olona toa niofana mihitsy manko amin\'ny fitaka sy fisolokiana. Ireto izany mba misy rohy vitsivitsy proposer-na:
- Fepetra vitsivitsy tokony horaisina momba ny fiarovana: http://wiki.infogasy.net/doku.php?id=fiarovana
- Fantaro sy tandremo ny atao hoe Spam, Hoax, Phishing
- Arovy foana ihany ny adiresy imailaka: http://wiki.infogasy.net/doku.php?id=fiarovanaadiresyimailaka , na efa miezaka aza ny tompon\'andraikitra samihafa toy ny eto amin\'ny serasera ohatra miaro an\'izany ho antsika.

Fiainana andavanandro io zavatra io, ka \"Arovy ny tenanao, Arovy Madagasikara!\" :wink:
\'Sôtra e! :wink:
répondu par Fiffi le 10/03/2006 04:44
2. Fiffi ( 02/03/2006 14:56)
lapino: =D=D=D=D dia misaotra indrindra eh! :-*:-*:-*
3. Fiffi ( 02/03/2006 14:57)
soahiany fa mba misy namana mba manampy tahak'izao fa tena mba mafy mihintsy ny manjoa rehefa tratran'ireny ! :-*:-*
4. Veloo ( 02/03/2006 20:32)
misaotra o:°)
5. eh ( 03/03/2006 05:04)
mahafinaritra ka! tena namana tokoa!! misaotra tompoko!!
6. Fiffi ( 03/03/2006 05:39)
mahafinaritra ka! tena namana tokoa!! misaotra tompoko!!
endry be i eh! :-*:-*
7. Veloo ( 07/03/2006 17:29)
:-D:-D:-D
8. diamondra27 ( 08/03/2006 08:14)
lapino: misaotsa b:-*:-*
9. Fiffi ( 10/03/2006 04:44)
iny ary fa nahazo vao2 indray aho :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2263