momban'ny tarika ZAY
1. pili
(
02/03/2006 10:27)
K'aiza daolo an,ny tarika ZAY ve,no comment fotsn,ndrindra fa i Nary,bogosy b mints izy sady mlay b foana ny hira foroniny,mankasitraka tanteraka é,tohizo ny hira & mozika ry zareo fa masaka b ah.mpankafia tsy mahafoy na d somary lavidavitra aza é:-*
répondu par iray le 21/04/2006 08:49
2. mamzelkely
(
02/03/2006 13:07)
za ko tia be zay mits fa aleoko izy le miaraka am malala ihany :°) fa i nary il est gentil ka:°)
4. mamzelkely
(
02/03/2006 14:02)
de iza le hirany tsara mo :°) mbola ao ve zay mo le cd iny ee:roll::°)
5. hajajeanclaude
(
06/03/2006 01:28)
salut Haja ihany ity e! Zay aloha tena milay e! za lo tena ti azy mihitsy!!!
6. nounousy
(
07/03/2006 05:40)
slt daholo za aloa maita hoe milay le tarika zay taloa fa zao i Hanintsoa tena manimba hira satria mamalana foana e!8)
7. pili
(
09/03/2006 09:54)
za d tena miombokevitra @le hoe hanintsoa mamalana foana,sady izy oatrany mizesta fotsiny no ataony reefa manao clip,sa aona hozy nareo,iny kosa aloa ts atakaloko an'Malala é,sa aona ry zareo.Ny ah lony ny hiran'zay tena tiko d le TSY MIOVA & TSOTR'ZAO é tena tiko b mints reo hirany ireo,zay ndray aloa fa d manaraka ry zareo ah ,msaotra é:lol:
8. mamzelkely
(
09/03/2006 12:33)
marina klou zany ee tam le concert anjy zareo iny somary decue za fa nivalana dôly le hira mais bon on va dire we mbola ts pro tsara izy :°)
9. bida
(
11/03/2006 22:09)
tsy tafavoakany hanitsoa mihitsy le zavatrae!
Banga ihany le taika Zay tsy eo Malala.:?
Banga ihany le taika Zay tsy eo Malala.:?
10. iray
(
21/03/2006 13:20)
Slt daolo e ! K tsis ijery ZAY zany @ 2/4/6 zao ? Hafa tkou alou i Malala e ! Sady tena ts masolo azy mits i Hanitsoa :oops:! Tena simba mits lé "TSY MIOVA" anovany azy ! "VOARARA" iany no tena hain'i Hanitsoa oa ! Tokny tonga nefa zao Malala @zao 10ème anniversairen-dry zareo zao, tonga d mlay b ! Sa ahoana ?
12. za
(
22/03/2006 08:09)
ao antsahamanitra hono
ka i Hanitsoa kosa nge manja kely d tian'ny olona e!!!:lol:
ka i Hanitsoa kosa nge manja kely d tian'ny olona e!!!:lol:
14. iray
(
03/04/2006 13:12)
K rehefa ts mlay kosa ary lé eo,aona no ifalina?!Manja v i Hanitsoa?Ny feo kou ane mba henoina fa ts bika aman'endrika fotsny e!Resaka hira kosa ane io e!
15. vahatra22
(
03/04/2006 14:38)
za lo mahita hoe malala no tsara tarehy kokoa sady sariaka kokoa e! noho i hanintsoa ! aleoko i malala! fa ny feo ndray lo mbola tsy d arako lotra ! fa samy tsara feo ra ny fijeriko!
16. iray
(
04/04/2006 13:00)
Eny oa,za kou maita oe Malala manja kokoa sady sariaka!Sady mahay manentana mpijery izy refa manao spect!Koz zany.
17. mirrinna
(
06/04/2006 10:43)
salut daolo za aloa tena makafy ZAY 100pour 100 mits e Hanitsoa aloa milay matoa izy mahafeno antsahamanitra fona araka ny hevitro aloa efa ho avy hono malala dia hanitsoa ko matsy ande hanoy ny fianarany any andafy ny mety hiverina am laoniny zany ny tarika zay:lol:e
18. iray
(
21/04/2006 08:49)
Koz v ry "mirrinna"?!:PTena mlay b ra mverna i Malala!:P Ts mbola feno alou ra n faitako an'Antsahamanitra t@ 2 Avril iny e:{!Aiza t@ Malala talou(l)!Enga ane k iverna aingan'iMalala,d aleo ande iboss any alou i Hanitsoa e!MLAY B ZANY VAOVAO NENTIN'i "mirrinna" ZANY!:)