" intuition féminine "
1. booboo
(
02/03/2006 09:58)
Ahoana kay no ahafantarana hoe manana an'io ny vehivavy ? zà tô tsy manana angamba :roll: satria ny anà mila mandalina toe-javatra iraika zà vô afaka miteny oe zao angamba na zao !
répondu par naughtyboy le 24/05/2006 09:52
2. Ralay
(
02/03/2006 10:09)
Lalina be zany ry booboo an :-w ny fofony dia ahafantarana izany anie :-D:lol:
3. Fiffi
(
02/03/2006 10:14)
booboo: misy mihintsy aloha ny vehivavy manana an'io an! ary tena misy henjana be mihintsy! izaho aloha dia efa nahazo an'io mihintsy eh! ary tena azoko lazaina fa tena marina mihintsy ilay intuition-ko satria tena nitranga ilay zavatra noheritreretiko!
4. booboo
(
02/03/2006 10:19)
Fiffi > tonga ve pouf ! hay ho azy hoe izao no hitranga sa nisy indices kely ihany dia avy @ zay no naminavinaina ny raha ? ny anà manko zany no fataoko.
5. diamondra27
(
02/03/2006 10:58)
mande ho azy akia io a! manaova exercice fotsiny
oh: raha manajanaka enao 'zao , de efa norarànao izy fa tsy hilalao nintendo, de nanaiky izy, kanefa raha lasa enao de mety hiverina hilalao io , mety hoe:tsy fahatokisana izany , kanefa koa azo lazaina fa intuition ... sa tsy 'zay?
De be de be ny azo atao ohatran'izany @ vie quotidienne

7. kala
(
02/03/2006 12:18)
booboo > izy io aky sady tsy foronina no tsy ambolena fa tena natoraly be â!(@'ny fijeriko sy ny fahatsapako azy aloha zany)
Ary hitako manana chance mihitsy ny vehivavy manana an'io...
Ary refa tratran'izay ny manodidina anao indrindra ny
lhl tena gina tsy mahateny mihitsy satria eo @ 90% eo ny taha mahamarina ny zvt fonosin'io "intution féminine"io.
Anjaran'ny hafa ndray ny manohy ny fijeriny azy.

8. adidy
(
02/03/2006 16:24)
booboo: ny olona rehetra manana intuition daholo. Io ilay mitsinjara hoe : moi, ça, surmoi, tsy dia haiko loatra fa ilay cours de philo taloha ireny e! Eo izany ilay tena inconscient anao, dia misy ilay asehonao ny olona ,izay matetika baikon'ny fitaizana, fahaizana, fiaraha-monina ets.. izay metimety kokoa raha ny atao hoe"tsara" araka ny fiaraha-monina no aseho, dia eo anelanelan'ireo ilay intuition : ilay zavatra tsapatsapa fotsiny hoe mety ho izao izao io nefa tsy azo azavaina lojika.
Ka amiko manana an'io daholo ny tsirairay fa arakaraka ny tsirairay hoe hihaino aho ve sa tsia! Dia arakaraky ny "degré" hihainoanao izany mety hoe "pragmatique" loatra ianao na ary @ sisiny iray hoe"intuitive" fotsiny.

10. tyfoly
(
02/03/2006 18:35)
tena misy akia io an!fa izy aloha tsy tonga2 ho azy zao ,fa rehefa misy zava-dehib mitranga eo @ fiainana no tena hisehoany , ohatra miodina ny sipa na vady ,na koa misy zavatra tsy matinao lolo zay @ fiainana, sarotra b manazava azy fa tena misy
11. yonikafopl
(
02/03/2006 18:46)
za njay a, le hasarotam-piaro no hahatsapako io intuition kou io, za taloha tena ni verifier mihintsy fa tonga de traingo fona lery, za na any ampiasana aza,ka misy manalokaloka, de avelako mihintsy le asa, de lasa za, fa tratra am-bodiomby mihintsy lery. za nieritreritra we hanimba ahy ty asarotam-piaroko ty, nefa tsy mety eee, tonga de tonga ho azy, otran'ny misy maniraka zany we ndana ary fa any lery.....
12. kally
(
03/03/2006 11:17)
Toa zavatra sarotra hazavaina izy ity satria tsy misy zavatra mivaingana azo anazavana azy (izaho aloha tsy mahay manazava).
Io ilay ataontsika hoe tsindrimandry e!mahatsapa sahady ny zavatra mbola tsy mitranga.
Io ilay ataontsika hoe tsindrimandry e!mahatsapa sahady ny zavatra mbola tsy mitranga.
13. Fiffi
(
04/03/2006 07:33)
tsindrimandry tokoa ny tena dikany ka! fa ny vehivavy tena mafy be mihintsy @ io an!
15. jhouhlambout
(
07/03/2006 12:12)
Fiffi:
tsindrimandry tokoa ny tena dikany ka! fa ny vehivavy tena mafy be mihintsy @ io an!
Zany an...?
16. mandrindra
(
07/03/2006 13:21)
raha manana an'io ianareo ry vehivavy dia mba lazao amiko ny valin'ny euromillion amin'ny zoma ho avy izao a !!! sao dia mba manindry mandry anareo izany :D, tsy koi fa hifampizarana eto ny loka
19. xxx
(
07/03/2006 17:17)
mandrindra koa raha tsy lasa mpanandro ndray izy ty koa.:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
20. mandrindra
(
09/03/2006 14:21)
ô ra xxx a, tsy niteny aho anie ho tadiavo fa "raha" hoy aho izany mety tonga mety tsy tonga.
Ô ry vehivay ô, mba ho tonga anie ny intuition anareo fa efa rahampitso anie ilay tontona be an'ny euromillion e.
Ô ry vehivay ô, mba ho tonga anie ny intuition anareo fa efa rahampitso anie ilay tontona be an'ny euromillion e.