Fanampiana ny zazavavy kely

1. Fiffi ( 28/02/2006 14:18)

> "Nohon'ny fitahian'ny Tompo dia soa ihany fa misy itony fifandraisana itony. Mety
> ahagaga anao ny ahazo ity mailaka ity. tena mirakitra fahamarinana anefa izy ity
> :
> Manana ankizy kely mitondra ny anarana hoe Béatrice izahay. 6 taona izy io.
> Nanao fanintona lava izy. Rehefa natao ny sarin-doha 'scanner' rehetra dia
> hitan'ny mpitsabo fa misy cancer eo amin'ny lohany. Enim-bolana sisa no
> iainany. Nandondom-baravarana maro izahay ahazoan vola ahafahany mandefa azy
> any La Réunion ho didina. Ny AOL sy ZNED dia vonona ny hanampy anay amin'ny
> alalan'ny fanaparitahana ity mailaka ity. Manaraka ity mailaka ity ry zareo ka
> isaky mandefa ity amin'ny olona iray ianao, dia mandrotsaka 1 eur ho fanampiana
> anay ry zareo. Koa ianao izay maharay ity mailaka ity, mandegfa ity mailaka ity
> amin'y olona tena maro dia maro indrindra fantatrao FOTSINY no fanampiana
> azonao atao an'i Béatrice kelinay. Alefao amin'olona maro dia maro ity mailaka
> ity, mba hanampiana ny kitapombola kelinay ahatonga an'i Béatrice any la
> Réunion, ho didina.
>
> Sylvie sy Dera, ray amandrenin'i Béatrice
répondu par Fiffi le 16/03/2006 20:39
2. Veloo ( 28/02/2006 16:35)
fiffi a oi ilay taratasy oe:
Ny AOL sy ZNED dia vonona ny hanampy anay amin'ny
> alalan'ny fanaparitahana ity mailaka ity. Manaraka ity mailaka ity ry zareo ka
> isaky mandefa ity amin'ny olona iray ianao, dia mandrotsaka 1 eur ho fanampiana
> anay ry zareo

tsy tokony alefa par e-mail ve aky no tsara? za aloha efa nandefa par e-mail an'izy io e:wink:
3. vancleef ( 28/02/2006 16:45)
Ô ry Fiffi an ! Aza mampiely hoax ahoatran'izao !
Version gasy-na hoax nandeha t@ Internet atramin'ny Novembre 2001 io. Ity ilay version ratsy dika @ teny gasy fa ZDNET lasa ZNED
Franchement, si tu supprimes ce message sur-le-champs, c'est que tu n'as vraiment pas de coeur!!!!
Salut!!! Je suis un père de 29 ans. Mon épouse et moi avions une vie merveilleuse ensemble. Dieu nous a aussi beaucoup béni en nous faisant don d'une fille. Cette petite fille est maintenant âgée de 10ans... Elle s'appelle Rachel. Il n'y a pas longtemps, les médecins ont découvert de son petit corps un cancer cérébral...
Il n'existe qu'un seul moyen de la sauver, mais,hélas, nous n'avons pas assez d'argent pour payer cela. Ainsi, AOL et ZDNET ont bien voulu
répondre à notre appel pour pouvoir nous aider. Et, la seule
façon qui vous permettrait de nous aider est ceci:
Nous vous avons envoyé ce mail et, vous, vous l'envoyez à d'autres.. A chaque fois que quelqu'un envoie ce message à au moins trois personne,AOL et ZDNET nous paieront 32 centavos.
S'il vous plaît, aidez-nous!!!!

Ary ity ny commentaire nalikao tany amin'ny
http://www.hoaxbuster.com
http://www.hoaxbuster.com
Effectivement le contenu du message n’est pas sans rappeler celui du célébrissime hoax « Rachel » (mascotte du site hoaxbuster) :

* Un enfant malade ou souffrant
* Une famille incapable de payer l’opération qui permettrait de sauver leur enfant
* Un donateur prêt à financer l'intervention chirurgicale coûteuse contre un simple transfert de mail

Il est bon de rappeler qu’aucun organisme, qu’il soit fournisseur d’accès Internet, hébergeur d'adresse mail, la CIA, les RG… n’est technologiquement capable de comptabiliser le nombre de transferts d’un message précis.

De plus au fur et à mesure des transferts, l'objet, le titre, le texte et les signatures seront modifiés volontairement ou non au fil ddu temps (d’où le nombre important de variantes des hoax les plus célèbres).

Imaginons également que chaque personne transfère le message à 10 personnes... Dès le dixième niveau de transfert, 100 milliards de messages auront transité sur le réseau. Soit 3 miliards d’euros (!) pour la petite Ola (de quoi payer de nombreuses opérations à des enfants, non ?).

Par ailleurs, d'un point de vue pûrement moral, il semble tout simplement impensable qu'un enfant puisse bénéficier d'un soutien mondial alors que des millions vont mourir sans avoir pu bénéficier du moindre sourire (sur quels critères peut-on choisir un enfant plutôt qu'un autre ?). Pour cette raison les acteurs du net susceptibles de participer à un mouvement humanitaire ou de solidarité, opteront systématiquement pour le financement d'un organisme (quelle que soit sa taille) plutôt que de rendre possible l'opération d'un seul et unique enfant...

En transférant ce genre de message, on a l’impression d’effectuer une bonne action. Pourtant ce petit clic, tellement anodin et simple, ne profite finalement qu’aux spammeurs qui se régalent en récupérant de nombreuses adresses e-mails lors de ces milliers d'envois groupés. Et pendant ce temps, des personnes ont réellement besoin de soutien.
4. pissoa ( 28/02/2006 16:56)
vancleef =D=D=D
5. Herimiafina ( 28/02/2006 17:03)
Otran'ny nahita hoe CIA izany zaho klé. Tanjemo an!8)
6. Fiffi ( 28/02/2006 17:05)
Ô ry Fiffi an ! Aza mampiely hoax ahoatran'izao !
wadrayyyy kosa ry vancleef an! fa ahoana kosa eh ? ka io ny email voaraiko aza dia mba nalefako eto fa aiza moa no ahafantarako fa "hoax" araky ny filazanao azy izy io ? Ny mahagaga ahy koa dia olona avy any Marseille ary mianatra deontologie no nandefa ahy an'io. Dia mba niheritreritra aho hoe sao dia tokony alefa eto io ?8O8O8O
7. vancleef ( 28/02/2006 17:18)
Fiffi>Dia izany indrindra mantsy dia izao izany fantatro ny email-nao :D fa izaho koa naharay an'io hoax io dia feno e-mail eo @ Carbon Copy an'ilay izy. Ny spammeurs koa satria betsaka @ ireo naharay ilay tsy manana anti-virus tsara dia misy troyen misikotra ireo adresse mail rehetra ao @ ilay mail
8. pissoa ( 28/02/2006 17:22)
Mahabe spam fotsiny ry zareo no asan'ireny mail transferer-na ireny matetika ah.
9. lapino ( 28/02/2006 17:26)
Izay aho vao nahita hoax amin'ny teny gasy kle! :lol::lol:
10. Fiffi ( 28/02/2006 18:00)
:(
dia izao izany fantatro ny email-nao
io aloha tsy olana amiko eh! fa ny mahagaga ahy fotsiny hoy aho dia olona mpianatra deontologie no nandefa ahy an'io ka nahatonga ahy nandefa azy eto satria niheritreritra aho hoe mpianatra tahak'izany ve handainga ? :(
11. vancleef ( 28/02/2006 18:04)
Hantenaiko fa tsy ho-fafan'i Hery ilay post eo ambony satria feno teny frantsay na tsy izaho aza no miteny faha citation. tsy nasiako lien ilay izy satria vitsy ny mandeha mijery any nefa be dia be ny tsy mahafantra fa feno hoax sy phishing na zanaka'ministra maty manana millions de dollars vitsivitsy tonga any @'ny e-mail dia faly fotsiny mi-forwarde azy na mamaly an'ireo mail ireo
12. vancleef ( 28/02/2006 18:10)
Fiffi>Tsy hoe mandainga izy fa tsy fantany fotsiny hoe hoax ilay izy dia tsy nieritreritr'izy hoe aiza no hafantaran'i AOL na ZDNET ny isan'ny mail nandeha. Tsy io ihany no hoax fa feno hafa jereo ange any @'ilay lien nalefako
http://www.hoaxbuster.com
http://www.hoaxbuster.com
13. Veloo ( 28/02/2006 18:21)
o ry vancleef a teno otran'ny tsy hinona lesy ilay izy kle... Ka inona doly izany no mba ahafantarana ny HOAX rehetra?
14. Fiffi ( 28/02/2006 18:24)
Veloo: dia tsy fantatra intsony hoe inona no inona raha tahak'izao no fandehan-javatra akia an! :(:(
15. vancleef ( 28/02/2006 18:45)
Veloo>Rehefa maharay e-mail feno carbon copy (CC:) dia vakio tsara raha misy zavatra tsy plausible ahoatran'ny hoe hoe AOL na ny tsy fantatro manome vola nefa ianao tsy ao @ AOL. Mandehana matetika any @ http://www.hoaxbuster.com fa misy ny hoax mivaoka rehetra any. Raha misy mandefa PPS aza tandremo fa indrindray misy macro-virus ao @'ilay fichier Powerpoint dia raha tsy manana anti-virus tsara ianao dia voa eo ary indrindra aza manome ny code ny carte bancaire raha sy site sécurisé ilay izy sy adresse-na banque malaza
16. Veloo ( 28/02/2006 19:02)
ilay carte bancaire aloha dia mba efa fantatro e... fa ity oe hamonjena ankizy ity tena mahagaga ahy oe ahona no hoaz ilay izy? danze be ndray... eny fantatro fa par envoyer an'ilay e-mail dia mahazo vola be ry zareo..
Ka tsy hita intsony zany izay hihainana kle... Hoax ary hoaz atsy ry fiffi?:x
17. Fiffi ( 28/02/2006 19:46)
Veloo: tsy mahapandry ny saiko io an! fa dia andraso fa hantsoiko mihintsy io olna nandefa ahy an'io fa olona mpianatra deontologie ve de handainga na hoe arakin'ny filazan'i van io hoe izy koa naharay dia mba nandefa ohatra ahy :(:(
18. Veloo ( 28/02/2006 21:13)
fiffi a ny ahy ko aky tena olona azo atokisana no nandefa azy aty amiko, ka ry zareo mitsy ange zany aky no efa vo tromper hatramin'ny voalohany e
19. Fiffi ( 01/03/2006 05:07)
ny ahy ko aky tena olona azo atokisana no nandefa azy aty amiko,
ka ny olana angamba dia ireo olona natokisana nandefa azy koa tokony mba hijery lalindalina ny fahamarinany alohan'ny handefasana azy fa toa lasa "tromperie" ho an'ny rehetra ilay izy
20. Angie ( 01/03/2006 15:28)
Za aloha dia tena tototra an'ireny @ teny maro samihafa fa ee tonga dia bye bye fa tsy misy sokafako akory fa vao tsy haiko ny mpandefa na ny sujet dia fafako e.
ny file .exe no mila tandremana, ao koa ireo manolotra asa, soasy be sns fa eee aleo hialana fa tsy misy zavatra azo mora zany eo @ fiainana. ny virius ihany no gratuit ka mitandrema daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1544