Mila fanampiana
1. bandykely
(
27/02/2006 13:06)
Mila fanampiana avy aminareo namana rehetra mba hitafatafa fa mangina sady mangatsiaka ny andro no tsy mahita olona resahina.
Tena mampirediredy ity fiainana ity an!!
Tena mampirediredy ity fiainana ity an!!
répondu par dailynews le 28/06/2006 14:58
2. booboo
(
27/02/2006 13:17)
défa tsy mangiana tsony zany ingahy zao fa 2 tsika no efa mirediredy ! hihihihihihihi.
6. Fiffi
(
27/02/2006 18:25)
kiiii !!! booboo !! de lazaindry fa mirediredy koa aho de io fa hihomezan'i akamatiana fotsiny ve zah klé ! :-D:-D:-D
9. akamatiana
(
27/02/2006 20:08)
Fiffi > nan tsy enao no imemezako ka !! fa ngamba zao kou le we mirediredy aminy a!!:-D:-D
10. lapino
(
27/02/2006 20:57)
Hmmmmh!! ny tsonjon'i serasera tô chaleur... chaleur ... chaleureuse daholo! :wink:
13. bandykely
(
28/02/2006 13:04)
Misotra lo mampahery fa mahita anareo eo ndzay za de courage kel lo
16. Fiffi
(
05/03/2006 07:12)
bandykely: hoy ny hiran'ny Mahaleo: raha mila fanampiana ianao... aza misalasala fa namana daholo ny eto . :-*
17. era
(
05/03/2006 20:03)
manararaotra an'ilay lohahevitra aho, izaho koa mila fanampiana , mitaty mpilalao an-tsehatra lehilahy et amin'ny RP aho, ampitampitao sao dia mba misy te-hiara-milalao e
20. texe
(
27/04/2006 13:14)
bandikely tongava ela aty aminay fa misy chaufage ato de tonga de norme be .fa mirediredy ahoana e!