Flan tsy misy atody
1. Fiffi
(
26/02/2006 13:35)
Amin'izao fahatahorana ny hinanana atody nohon'ny grippe aviaire izao dia mba fantatrareo ve fa azo hatao tsara ny fanaovana "flan na fond de tarte" tsy hampiasaina atody ? Inty ary misy recette kely:
Hoa an'ny olona 8
-100g fécules
-3 paoma "mixées"
-200g siramamy
-1 litatra ronono
Afangarohy ny fécules , siramamy , 1/3 ronono(1)
Afanaina mamay ny ambon-dronono ary ataovy miaraka @ (1) Hapangotrahina ary afangaro tsy mijanona mandritry ny 2 minitra mba tsy hisian'ny ventiny.Atao anaty "moule" dia atao anaty "four" mba hisian'ny loko maimay kely. Ampangatsiahina . Raha toa moa ka hanao "tarte" dia asiana voankazo alohan'ny hametrahana azy anaty "four" Dia mazotoa homana ary.

répondu par mira le 13/04/2006 12:13
6. Fiffi
(
26/02/2006 19:18)
efa nandramana nano ve ianareo ? fa tena :miam::miam: mihintsy an! sady mora hatao .:)
11. Fiffi
(
02/03/2006 08:46)
kayyyy !! io fa vao nanao anikiray indray aho an! hanandrana ve ndy Veloo? :miam::miam::miam: