MANGATAKA HEVITRA
1. sedra
(
22/02/2006 16:40)
INONA no atao raha tsy mety velona ny maha lhl?
répondu par fijo le 02/03/2006 04:47
7. Fiffi
(
22/02/2006 19:46)
sedra: jero fa misy dinika ao @ fahasalamana fa sao dia misy mahatsara anao .
13. akamatiana
(
24/02/2006 05:42)
zatra mimasta ngamba sedra =))=)) manimba nge houn io euuh!! refa tena anann de tsy velona mitsy fa masta iany vo mety =))=))
14. diamondra27
(
24/02/2006 11:02)
de mikorazorazo fotsiny ve?
lazao anay oe: ohatran'ny ahoana izy 'zao?
lazao anay oe: ohatran'ny ahoana izy 'zao?
18. kala
(
25/02/2006 09:36)
andray zany resa-dehibavy ato...
sedra > antony mahatonga an'ilay lehl koa ange ny saina ê!
raha vao stressé be de mila alaina mora fa tsy avy de hoe action akory.
andramo ange de lazao anay f'aiza kou no hisy zvt tsy hovelona zany. Izy angaha niteny we an!an!an! tsy mety velona aho :wink:

19. patrick2002
(
28/02/2006 03:10)
tena stressé ialahy matoa io tsy velona ,mandehana manao vacanses leitsy ah! ataovy izay distraction revin'ialahy ,oh mi-dance,mi-pipre, mitendry mozika ,manao sport fa hifoha @ torimasony ilay ry,raha tena mi bosy be ialahy dia tsarovy fa signe avant le coureur izay fa ho surmené ialahy ka tonga dia hajanony ny bosy,mangalaha congé academique aloha.
20. kala
(
28/02/2006 12:59)
tena zany mitsy ê!
makà aina tsara de ho hitanao fa hiverina amin'ny laoniny ny momba izany.
De aza taitaitra fa reveo milay daholo le fiainana ê!:wink:
makà aina tsara de ho hitanao fa hiverina amin'ny laoniny ny momba izany.
De aza taitaitra fa reveo milay daholo le fiainana ê!:wink: