Hirahirantsika
1. Herimiafina
(
21/02/2006 22:47)
Mitady ny tonokiran'ny tarika Dillie. Io Hirahirantsika io ny lohateniny. Tsy nahita aho tao amin'ny tononkira! Misaotra mialoha!:-*:P
répondu par Fiffi le 04/03/2006 20:12
3. Herimiafina
(
22/02/2006 15:21)
Izay vao loza marina fa saika hitoriko fitiavana io hira io! Toroy hevitra zah! hehehehe:-D:-D
7. ari.malala
(
23/02/2006 10:47)
Fa misy hoe ahoana nefa ny tonony ry Herimiafina? tô ts mbolanaheno an'io za ko!
10. pissoa
(
23/02/2006 17:22)
Ity indramina ry Herimiafina ah http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43f559ca964ca
Fitia tsy voalaza amin'io tsy voalaza intsony :roll::roll::-D Enga anie fotsiny mba tsy mandou vola :-D:-D:-D:-D
Fitia tsy voalaza amin'io tsy voalaza intsony :roll::roll::-D Enga anie fotsiny mba tsy mandou vola :-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina
(
23/02/2006 20:44)
Kay, manjary lasa tara eo ilay sipa knou.
Le tonokira miresaka fisarahana ireny omena ahy amin'izay tonga de assuré ny fialako rehefa vao tafiditra, hehehehe:-D:-D
Le tonokira miresaka fisarahana ireny omena ahy amin'izay tonga de assuré ny fialako rehefa vao tafiditra, hehehehe:-D:-D
14. Herimiafina
(
24/02/2006 19:13)
Tena tsy misy manana an'io ve nareo e! Ny olna mantsy amin'ny hiran'i Dillie de slow hard de tsy misy heno stara ny tonony e!:-P
15. Fiffi
(
24/02/2006 20:28)
Kay, manjary lasa tara eo ilay sipa knou.iza hono zany ry Herimiafina ? mba nitady hiany aloha aho fa tena tsy nahita eh! :(
16. Herimiafina
(
24/02/2006 21:11)
I Fiffi izay no anaran'ilay sipa, fa ahoana kay! hehehehehe:-D:-D