mpamosavy telo vavy
1. stneh
(
18/02/2006 05:31)
asa na de nanakory loatra na tsy nandaitra tsony ny odin'izy telo vavy fa de tratehaky ny fokonolona tao amin'ny commune Tsinjoarivo Fiv Ambatolampy omaly izy telo vavy ary dia nentin'ny fokonolona sy ny zandary teo amin'ny tribonaly tao Ambatolampy; tsy niakanjo ny 2 fa zara ra nisy namome botofotsy natao takokenatra; ny iray kosa dia mba nisy ihany fa tsy zarizary sy vorimotika tanteraka; tsy tazako tamizay hoe nisy menaka ve fa somary lavitra sady nifanotofana aoka izany ny nijery azy satria mbola tsy nisy tranga toizany teny amin'ny manodidina. Sendra nandalo teo zahay no nahita an'izy telovavy itangoron'ny vahoaka teo amin'ny tribonaly; fanontaniana nipetraka tamiko teo ampahitana azy ireo de hoe hanao ahoana zao ao amponja ao rahalina? ary mbola andaitra ve ny odin'izy ireo na de tsy eo akaikiny aza !!!!!
répondu par vahatra22 le 08/05/2006 14:38
3. Fiffi
(
18/02/2006 06:30)
fa tena mpamosavy ve aloha ? ary t@ andro alina ve no tratra ? satria manko toa hoe tsy mba mivoaka ireny raha tsy ny alina
4. kally
(
18/02/2006 07:14)
Dia hono hoy aho? Izaho moa tsy dia mahay lalàna loatra fa voararan'ny lalàna ve ny fivoahana alina satra raha azoko tsy nisy olona namosaviany, tsy nisy olona nampijaliany, dia inona no anenjehan'ny lalàna azy telo vavy ireo?
6. ainaheri
(
18/02/2006 07:55)
Hoy stneh:fanontaniana nipetraka tamiko teo ampahitana azy ireo de hoe hanao ahoana zao ao amponja ao rahalina? ary mbola andaitra ve ny odin'izy ireo na de tsy eo akaikiny aza !!!!!
Araka ny fahalalako d tsy tompon'ny tenanay ireny olona ireny refa handaitra ny ody satria mazana izy ireny ny fanafody nampiasainy no mahery loatra d lasa
nivadika zvtr hafa ka mampivoaka alina,ary tena tsy tompon'ny tenany izy @zay fotoana zay!!
Araka ny fahalalako d tsy tompon'ny tenanay ireny olona ireny refa handaitra ny ody satria mazana izy ireny ny fanafody nampiasainy no mahery loatra d lasa
nivadika zvtr hafa ka mampivoaka alina,ary tena tsy tompon'ny tenany izy @zay fotoana zay!!
7. fasaly
(
18/02/2006 18:47)
fa maninona wa ny mpams no tsy maintsy miboridana sy mihoso-menaka e!:roll:
efa nisy otran'io kou tany am 67ha tamzany elabe zay de nofatorana izy niboridana teo am poto akaiky ny birao ny fokontany lay mpams tratra de niantsoina ny fokonolona zay hijery azy !
ny vorondolo nihaodihaody teny ambony teny :-D
fa mandaitra kou ve reny e! za tsy mino ny odin'ireny fa adalàna fotsiny ka:roll:
efa nisy otran'io kou tany am 67ha tamzany elabe zay de nofatorana izy niboridana teo am poto akaiky ny birao ny fokontany lay mpams tratra de niantsoina ny fokonolona zay hijery azy !
ny vorondolo nihaodihaody teny ambony teny :-D
fa mandaitra kou ve reny e! za tsy mino ny odin'ireny fa adalàna fotsiny ka:roll:
8. caprio
(
18/02/2006 19:43)
Efa mba ela no naniriako hiaona @mpamosavy letsy fa resabe zany sady ny kely ati-doha no minomino foana an,izany, ataovy fotsiny we mahita olona mibiridana be @ alina enao de ahoana moa enao no tsy hivoraka @izany na tsy mandaitra aza ny odiny,ny antony mampivoaka alina azy indray dia lavabe fa tsy voantantara eto fa @manaraka,ny voron-dolo indray dia efa natokana hivoaka halina mihintsy ireny na misy mpamosavy na tsisy,tahaka ny ramanavy hoatra, de maro koa ny vorona natokana hivoaka alina indrindra fa aty an-dafy aty,de mba elao @izay io finoanoam-poana io fa ho faty wazy @io sady efa lany andro ny fikan,ntaolo @izao
11. mirana5
(
07/03/2006 08:29)
Finn f'abgaha tsy misy sary, tsy mino an'io ahoraha tsy mahita ny sary:?::?::?:
12. vahatra22
(
08/05/2006 14:38)
za ko lo te hahita mafy ny sarin'izany e! amiko le ol manao ody fitia no lasa mpamosavy refa ingain'le fanafody!mety tsy sahy nanohy tsony kosa ngamba ry zareo ka! na ny ody ary ve tsy efa nodorana daoly?:roll::roll::roll: