Accord SIbmol7

1. htotherizo ( 18/02/2006 04:31)
Ahoana kay ry zareo ny fanaovana "SIbmol7" @ guitar?
Hitako ato @ serasera ato foana izy io fa tsy aiko mihitsy ny manao azy.
Izay mba mahalala ny equivalent (ex: A, D, E, Em etc...)dia mba ampitapitao ato.
Misaotra indrindra
répondu par fijo le 14/03/2006 20:47
2. fijo ( 18/02/2006 04:51)
tsy manao sib ve de esorina fotsiny ny majeur ny tananan havia e?
3. LazaRandri ( 18/02/2006 06:00)
Si bemol 7 = Bb7

http://www.christianguitar.org/chord/55
4. vancleef ( 18/02/2006 08:42)
Si Bemol 7ª Maior

na mandehana eto http://ivop.no.sapo.pt/setima_maior1.htm
5. vancleef ( 18/02/2006 08:55)
Si Bemol 7ª
6. lapino ( 18/02/2006 09:14)
7è majeur ny an'i vancleef ireo ko: ilay voalohany SIbemol de le faharoa SI.

htotherizo: azo atao koa ange ny mamorona izay position tiana rehefa ao ny feo tiana haneno e! Ohatra izao ny Sib 7: Sib - Re - Fa - Lab dia ampahazoana ny iray amin'ireo avy ny cordes ananki-6. Ilay Lab moa no maha-7è azy.
7. htotherizo ( 18/02/2006 13:15)
Sotsa ry zareo a! Vao mianatra ity raharaha ity ny tena e! Okay daholo
8. fijo ( 01/03/2006 04:38)
vancleef an,tsy izy io e,le an'i laza io no izy.
9. fijo ( 01/03/2006 04:40)
laza sy ny akama rehetra,elahy isaky hafaka manao sary eto ihany ka araraotiko,ny ahy ry zalahy le accord "sus"ireny no tsy haiko an.omeo ohatra iray aho raha azo atao.
10. lapino ( 07/03/2006 20:30)
Ilay accord "sus" indray ny "sus4" ihany no fantatro. (Mahita sus hafa aho amin'ilay site-n'i vancleef sy Laza-Randri io anefa)

Ny sus4 izany dia accord majeur fa nampiakarina 1/2 ton ny tierce. Indraindray koa izy ampiarahina amin'ny 7è. Lasa ohatra an'izao izany raha DO ohatra:

Do majeur: Do - Mi - Sol
Do sus4: Do - Fa - Sol http://www.christianguitar.org/chord/92
Do7 sus4: Do - Fa - Sol - Sib http://www.christianguitar.org/chord/82
11. fijo ( 10/03/2006 19:34)
lapino saotra letsy e,
izany hoe na accord inona na inona dia io tierce io ihany no ampiakarina 1/2 ton???
12. lapino ( 12/03/2006 13:33)
Ie, izay foana no ahazoana sus4. Misy ohatra maromaro vitsivitsy http://www.christianguitar.org/chords.php @ilay site teo ihany.
13. Fiffi ( 12/03/2006 17:11)
mahay nareo an!=D=D=D=D=D=D
14. fijo ( 14/03/2006 20:47)
misaotra letsy e,tena ilaiko io,fa misy hira harahako dia mila io sus 4 io matetika nefa tsy haiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6165