ONU

1. ainaheri ( 17/02/2006 10:59)
Fa iza marina no mitantana ny ONU io e ny USA sa zao tontolo zao ee!!
Zao mba nanakatra teny ny ONU t@dry zareo USA fa tsy maintsy ho tsaraina haingana ny gadra ao GUANTANAMO d hidina tsy azo ampiasaina intsony!!Dia nolaviny ankitsirano tsotra ny hanidina azy sy ny pression hitsarana haingana ny gadra ao!!
répondu par fijo le 23/02/2006 22:23
2. Fiffi ( 17/02/2006 11:21)
"Peuvent devenir Membres des Nations Unies tous autres États pacifique qui acceptent les obligations de la présente Charte et, au jugement de l'Organisation, sont capables de les remplir et disposés à le faire.

L'admission comme Membres des Nations Unies de tout État remplissant ces conditions se fait par décision de l'Assemblée générale sur recommandation du Conseil de sécurité."

Article 4, Chapitre II, Charte des Nations Unies
États Membres des Nations Unies

Progression du nombre des États Membres des Nations Unies

Missions permanentes auprès des Nations Unies à
•New York
•Genève

Page d'accueil des Missions permanentes auprès de l'ONU - New York

État non membre ayant une mission permanente d'observation
au Siège de l'ONU

Organisations intergouvernementales et autres organisations ou entités ayant reçu une invitation permanente à participer en qualité d'observateurs aux sessions et aux travaux de l'Assemblée générale et ayant un bureau permanent au Siège de l'ONU

États des contributions*

Journal des Nations Unies

Renseignements à l'usage des délégations

Site Internet du service du protocole et de la liaison*

Comment trouver les communiqués de presse et les documents des Nations Unies sur le site de l'ONU ? Accédez facilement aux communiqués et aux documents disponibles sur le site de l'ONU

Composition des organes principaux de l'Organisation des Nations Unies en 2005 Communiqué

Miala tsiny fa tsy nahita @ teny gasy aho.:(:(



3. dadabe ( 17/02/2006 11:53)
ka ny USA anie no mandoa vola be indrindra ao @ ONU dia afaka manao droit de veto izy e
4. fijo ( 17/02/2006 20:39)
marina fa natao hoan'ny firenena rehetra ny ONU.nefa araka io voalazan'i bedada i,dia ny US no tena mamatsy vola azy io.ka noho izany izy ,dia mihevitra fa hafaka manao izay tiany.ka raha tsy faly ozy,dia hatsahatray ny volanay.dia eo nareo.
5. xxx ( 17/02/2006 20:53)
Raha ianao ve no mampiditra vola be indrindra ao an-trano, dia moa va tsy ianao izany no decideur voalohany. mazava fa tsy maintsy ny US sy Eoropa no tompon'ny teny farany ao @ UN, na eo aza i Chine sy Russie
6. fijo ( 17/02/2006 21:19)
he he h efanorona maty paika io e
7. Fiffi ( 18/02/2006 06:34)
ka ny olona koa anie dia izao eh! tsy mba misy firenena sahy mi-defier ny USA , jereo fotsiny ary ny momba ny fahenena ny gazy mpandoto manimba sy mandavaka ny "couche d'ozone" nanaiky daholo ny firenena rehetra afa-tsy ny usa , vao maika aza nampitombohany ,satria ve hoe ny usa no matanjaka indrindra @ firenena dia manao izay tiany hatao ry zareo!!
8. ainaheri ( 18/02/2006 06:49)
Jereo fotsiny ny pression ataony @ Iran satria tsy tiany hanana hery mihoatra azy ny tavaratra
9. ainga ( 18/02/2006 10:47)
tsisy hery afaka manohina an'i Etazonia intsony hatr@ nidarabohan'ny Firaisana Sovy, ka manao izay saimpatany ny Amerikana. Ny Eorepeana dia tsisy lanjany firy satria mizarazara. Ny Rosiana moa dia mbola sahirana na dia efa manomboka mitraka azy. Ny hery mety hanahirana ny Amerikana ato anatin'ny 20 taona ho avy izao dia ny Sinoa. Jereo tsara fa efa mandambolambo ny Iraniana ny Sinoa (mila solika izy ka). Ary hitanareo koa ny fandraisan'i Poutine ny Hamas ! Hihevitra ny hanao toy ny tany Iraka ve ny Amerikana ? humm... Mihamatanjaka ara-piarikarena ny Sinoa ka mitombo be ny lanjany ka ho sahisahy kokoa izy.
10. xxx ( 18/02/2006 15:21)
Misy lanjany Europe ka, fa saingy ireo nge pro-americain +ou-100%, fa mahay mampiesona diplomate e!
Occident occident ihany foana, indrindra moa ny anglo-saxon, tsy hainareo nga ilay hoe solidarité WASP eny fa na dia ny Latin koa aza. Mitohy ny croisade
11. fijo ( 23/02/2006 22:23)
ny sino amarina no hany mba hafaka manohitra ny US,nefa moa izao ,efa langolangoin'ny uS koa ry zalahay ka ho hita eo izay ahery e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1028