Haïti: "nifanarahana" fa lany 1° tour i Béval

1. jentilisa ( 17/02/2006 05:38)
Mahavariana ny zava-mitranga, aminareo misy itovizany izay nitranga teto Dago tamin'ny 2001-2002 ve ity izay mitranga any Haïti amin'iza fotoana izao?
Ny hitako dia tsy nahatratra ny 50% ny vaton'ilay voalohany saingy mba hialana amin'ny hotakotaka mitady handrahona an'io firenena iray io dia valim-pifidianana diplaomatika araka ny lazain'ny gazety no eken'ny be sy ny maro amin'ny firenena. Nomena azy ny 51,5%.
Nahita ny lesona teto ve ny firenen-kafa sa dia nahita vaha-olana tsotra amin'izao.
Raha izany no any Haïti, nahoana no tadiavina korontanina amin'ny hoe fanonganam-panjakana ny zava-nisy teto Dago tamin'ny taona 2002? sa fitiavan-kanankorontana ihany ny an'ny mpanao politika eto?
répondu par fijo le 24/02/2006 20:34
2. agoago ( 17/02/2006 11:09)
Ny andry zareo toa mbola tena hafa indray satria ny vato fotsy no nozaraina ta@ candidats, dia nampiakatra io Béval io
3. dadabe ( 17/02/2006 11:57)
zah tsy kopy le
4. jentilisa ( 17/02/2006 12:06)
Préval no anaran'ilay olona fa diso aza fady!
ary iny fampizarana ny vato fotsy iny izany no namapakarana ny vatony e! hafa indray an! fa die efa eken'ny firenena sahady izany ny valiny hialana amin'ny rotaka e!
5. fijo ( 17/02/2006 20:43)
raha mahita marimaritra hiraisana toa izay anie tsy misy olana e.
any amintsika anie le fanakorontanana efa lasa tandravadin koditra e.
6. jentilisa ( 18/02/2006 08:12)
Mahita holazaina ve ny mpanohitra raha anontaniana ny amin'io?
7. ainga ( 18/02/2006 10:33)
Mpanao pôlitika mpitady seza ary tsy fair play ny antsika. Pourritures daholo ireo.
8. xxx ( 18/02/2006 15:15)
I Herizo koa dia mbola mihizingizina fa hoe nanao coup d'etat ny 1ere investiture ndRa8, tsy azoko izay probleme n'ilay io @ zany, niaraha nahita ny zava-nitranga
9. fijo ( 23/02/2006 22:19)
ny zavatra tokony ho nolazainy dia hoe "tsy aradalana iny tao mahamasina iny"raha izay no nolazainy,dia niray hevitra taminy ny rehetra,na i ravalo aza niaky fa ny 6 mai no tena aradalana.
fa raha nilaza kosa izy hoe "fanonganam panjakana iny"tsy manaiky izany aho."
10. jentilisa ( 24/02/2006 08:46)
fanjakana efa tsy misy ve no aongana? sa lasa roa moa ilay fanjakana? lasa nisy seza roa anie izany e!:°)
11. fijo ( 24/02/2006 20:34)
fa ngaha tsy misy fanjakana indray ao mada le??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1628