Plan Comptable Général
1. LazaRandri
(
11/02/2006 00:59)
Efa misy "version" vaovao nivoka tamin'ny taona 2005 azo alaina amin'ny aterineto.
http://www.capaf.org/Telech/Reglementation/PCEC%202005.zip
http://www.capaf.org/Telech/Reglementation/PCEC%202005.zip
répondu par MamyNR le 30/12/2015 02:26
2. Herimiafina
(
17/02/2006 20:35)
Izay ity vao hitako klé. Hay azo telecharger-na izany le PCG 2005 an! Misaotra an'i Laza e!8)
3. andry08
(
24/02/2006 18:27)
Ny PCG2004 sy ny 2005 anie ka anakiray e!
Actualisé t@31 Janvier2004 io!
Actualisé t@31 Janvier2004 io!
4. Herimiafina
(
24/02/2006 18:52)
F'angaha nisy 2004 koa klé? Tena tara baolina njay zah zany klé. Le 2005 no henoko ankoatr'ilay fampisa fahiny le PCG87 izany e! Antitra marina ny tena klé. :-D
5. LazaRandri
(
24/02/2006 22:48)
hahaha! nenay kou le PCG87 iny no napesaina teny am kônômi sy zestiô =))
6. andry08
(
06/03/2006 15:38)
Io anie ka tsy miova akory fa dia actulisern-drizareo foana e! Na @ konomi na zestio na kontabilité e!=))=))=))=))=))=))=))=))
7. garrol123
(
08/03/2006 12:08)
Mbola tsy dia mazava tsara @ olona izy io;sady mbola sarotra ny fanatanterahana azy.Marobe ny invention entin' ny PCG 2005 fa saingy na ny fanjakana aza toa tsy de mahafolaka sy tsy ampy faentanana le izy. Raha io mantsy no ampiharina dia na ny taxi sy mpivaro-kena aza tokony hanao Comptabilité de tresorerie toy ny any andafy.Mbola ho ela e:D:)8O
8. radanz
(
08/03/2006 13:33)
marina mihitsy zany. Ny fanjakana te hanao pression fiscal, de atao daholo ty rehetra ity, marina fa norme international no arahina am le pcg 2005, fa na izany aza, toa teren-ko masaka toa voalobo-jaza ihany le izy. Na ry zareo Expert aza ange mbola be no tsy mahafolaka akory ny etats rehetra avoaka amin'io pcg io e. Fa tiana hiditra ao amin'ny secteur formel ny informel de izay. De le orinasa efa sahirana teo no mbola tsy maintsy manakarama Commissaires aux comptes indray, de le commissaires aux comptes nefa tsy maintsy misy Expert, nefa le Expert mbola,miala tsiny aho,mianahana be ihany raha anontaniana ny tena momba azy io. Fa dia hoe " norme international" io de arahina e! Tsy ratsy akory ny fanovana, fa mba mila mpitarika mahafehy tsara ny zavatra tokony atao kosa aloha vao manao , fa tsy eo ampanaovana vao mieritreritra. tsy azoko:-@:-@:-@
9. xxx
(
21/04/2006 11:50)
sao dia ireto expert comptable gasy kosa no tia tena mbola manana esprit corporatiste. ny commisaires aux comptes eto amintsika fanahy iniana atao vitsy mba hisehoana hoe tena katraka ve sa hitazonana monopole nefa betsaka ny tanora tena mahasahana tsara sy manana compences amin io nadraikitra io.( mijereva anuaire fa tsy mameno pages iray akory ny expert comptable gasy
de mino ve nareo fa ireo ihany no manana an lay niveau sy traikefa ?)
ka tokony ny fanjakana hanokatra betsaka io ( ny niveau tsy ampidinina ) amin zay reo orinasa madinika mba hanana commissaire aux comptes mora!
de mino ve nareo fa ireo ihany no manana an lay niveau sy traikefa ?)
ka tokony ny fanjakana hanokatra betsaka io ( ny niveau tsy ampidinina ) amin zay reo orinasa madinika mba hanana commissaire aux comptes mora!