ry frantsay ooooooooo!
1. danibe
(
09/02/2006 12:24)
ry frantsay o, raha mba nataonao talohan'ny fanjanahan-tany mantsy izao fanampiana sy fanehoam-pitiavana ataonao @ izao, dia mba efa nihoatra an'USA ny malagasy. saingy indrisy, rehefa avy nampinono anao ny zanakao zay vao mody mba tambatambazanao, rano raraka an-tany. sarotra ny fanampiana ny gasy hoy ny vahiny maro miasa eto amintsika satria ny gasy tsy atokisana, mangalatra, manao risoriso... fa iza no nampianatra an'ireny? ny frantsay no loha-lisitra t@ fampianarana an'ireny. ry Frantsay o, rano raraka an-tany ireny, avelao ho afaka tanteraka ny firenenay dia izay no hampandroso anay. amin'izao ny filohanay na izay te hitondra anay dia mbola ianao ihany no mamolavola azy, afaho izahay, aza lalaovina. ataovy madio ny fanampiana raha hanao.
répondu par fijo le 09/03/2006 22:32
4. Fiffi
(
09/02/2006 14:47)
rehefa avy nampinono anao ny zanakao
:-@:-@:-@:-@
danibe: satria ny gasy tsy atokisana, mangalatra, manao risoriso..:evil::evil::evil:
:-@:-@:-@:-@
danibe: satria ny gasy tsy atokisana, mangalatra, manao risoriso..:evil::evil::evil:
5. Fiffi
(
09/02/2006 14:50)
hoy danibe: satria ny gasy tsy atokisana, mangalatra, manao risoriso
de hoy aho : O Ry Malagasy ôôôôô manaiky an'izany ve isika ? :roll::roll::roll:
de hoy aho : O Ry Malagasy ôôôôô manaiky an'izany ve isika ? :roll::roll::roll:
6. fasaly
(
09/02/2006 20:31)
fiffi a! mbola tsy mahatoky izany ve enaoa e! mila hampitomany mintsy raha efa mandoa vola am risoriso hanao zavatra anefa sady mbola tsy vita ny natao no mamilafila ry zareo, efa tratra imbetsaka zà, aleo tsy afenina fa manana ny kilematsika bdb kou tsika gasy e! mba kozy zany:cry:
7. fasaly
(
09/02/2006 20:35)
mandefa entana par poste enao , lasandry zalahy ao fotsiny ny etana ao anatiny, talohaloha alou zany e! fa zao tsy sahy tsony, ka aleo zà hilaza ny marina fa noho ny fiainana de voatery hanao izao toetra ratsy rehetra zao ny gasy kely.....amin'ny ala-boto madinika sns...manginy fotsiny.:wink:
9. Ragadona
(
10/02/2006 07:10)
Ko isika gasy koa anie ! Fa maninona no mivangongo ao frantsa ao e. Tsy vitsy amin ny manam pahaizana gasy no mandeha an tsitra po any frantsa handany ny mondrokeriny hiasana hoan ny la frantsa, tsy vitsy koa ireo hoe mba hitady ny lafatra (vady, vola...)ka frantsa hatrany no lohalaharana idodododoana. Marina fa mitady vola nefa . . . mahery zany frantsa ko
10. fijo
(
10/02/2006 20:05)
raha mihoatra amintsika izy dia mbolamahery,nefa,nefa ,tandremo,fa efa manomboka miova ny fijeriny izao,hatramin'i ravalo teo,satrio ,io tsapany fa somary sahy namaly azy.ny vazaha anie ka tsotra e,raha valiana izy dia manaja,fa raha hajaina,dia manalika
11. Ragadona
(
10/02/2006 22:51)
Toa resa be fotsiny ny an dRa8 fa zao toa miforitra aminy ndray. Tsy mitsaha miroborobo be ndray zao ny famaharan ny frantsay any dago, hatramin ny fanarenana ny rova avy ka anjakazakan ny orinasany.
12. xxx
(
11/02/2006 01:36)
Ka efa voazara ka tsy afaka mankaiza intsony. Raha tsy R8 aza no teo ngamba vao maika
14. Achia
(
24/02/2006 20:21)
Tanimangga ve hiady @ vy hafetsena no ampiasaina otran'le fanaovana fanorona zany zao no kolontsaina tokony ampiarina e
15. fijo
(
24/02/2006 20:35)
ny frantsay ve no atao hoe VY???????nefa vao tairin'ny silamo dia mihoronkoditra
17. fijo
(
01/03/2006 19:44)
ny frantsay dia malemy,ary eran tany aza dia miha tsapany io halemeny io izao
18. Gregor
(
03/03/2006 18:06)
Danibe no mangalatra sy manao risoriso ary ny fianakaviany akaiky rehetra.
