ny fahitanareo azy
1. mamzelkely
(
09/02/2006 11:48)
misy hiran Hélene Segara sy Laura Paussini zay ny titre "on n'oublie jamais rien on vit avec"
ra adika tsotsotra le izy de we "tsy misy zavatra adino zany , fa miaina miaraka aminy no atao" ts haiko na mety le traduction a!!
fa ny fanotaniko de we marina ve izany?:roll:

répondu par mamzelkely le 14/02/2006 06:08
2. hery
(
09/02/2006 12:25)
Tsy misy zavatra adino izany... ny iniana adinoina no misy, izany hoe le odiana fanina fotsiny fa efa tsy any intsony tsinona.
Izay angamba le hoe iainana e :-)
ity misy tononkalo nosoratan'i raozigasy...
Eny na dia ankehitriny, izy manana ny fiainany
Eny na dia fantatro aza, fa tsy izaho ilay foto-piainany
Dia mbola misy izay tavela, mikobokobona ao anatiko
Fantatro fa mbola any, misy afo izay tsy matiko
Ny tohiny http://vetso.serasera.org/?rub=vetso/vetso&vid=v43e29b957a139

3. lapino
(
09/02/2006 12:36)
>>> "on n'oublie jamais rien on vit avec" ... marina ve izany?
Ka ho ariana aiza àry ny traikefa azo? :wink:

8. ANARIM
(
09/02/2006 13:17)
lainga raha misy zay fanadinoina
handrakotra ny lasako tsy ho hita maso
tsy zaza matory io ka safosafoina
dia mety ho rendriky zay torimaso ...
handrakotra ny lasako tsy ho hita maso
tsy zaza matory io ka safosafoina
dia mety ho rendriky zay torimaso ...
10. mandrindra
(
09/02/2006 13:45)
ilay sns mety ho marina hoe adinoy fa izy tsy azo adino ka. azia indray ny lainga sy ny marina !!
12. fasaly
(
09/02/2006 14:42)
ny fanadinoina aky tsy possible zany a! na tsara na ratsy lay traikefa tany aoriana tany de tsy adino io, amiko manokana kalou e! fa lay miaina amin'ny ilay izy no tsy voatery:°) ny laso omban'ny lasa fa ny anio no eritreretina kalou!:°)
13. Ralay
(
09/02/2006 15:28)
Misy ny zavatra adino ho azy ary misy ny zavatra tsy mety hadino fa miankina @ importance-ny ihany io.:lol::-w
14. mandrindra
(
09/02/2006 15:43)
marina izany ralay, saingy ny olana mipetraka indray dia eo amin'ilay fandrefesana an'ilay importance, firy ka hatramin'ny firy, aiza ka hatraiza.
15. fasaly
(
09/02/2006 16:14)
ralay: ka lay toi et moi kosa ange tsy adino mahintsy e! na de efa elabe aza no niseho:°)
19. vale
(
09/02/2006 17:54)
"on n'oublie jms rien on vit avec" hummmmm, sarotra akia ny manadino mamzelkely à.:wink::wink:
20. Herimiafina
(
10/02/2006 00:43)
Tsy misy zavatra adino izany rehefa mbola ao antsainao, na forcer-nao hadinoina aza efa voa-enregistrer-n'Ny subconscient-nao.
Le hoe on vit avec dia resaka conscient indray. occupé any amin'nyz avatra hafa ny conscient-nao dia tsy miheritreritra le zavatra tianao hadinoina ianao.
Saingy rehefa tsy misy occupation sy divertissement intsony ny conscient-nao dia miverina misisika ny subconscient de tadidinao foana ilay olana.
Ka io arakaraka ny maha-0recent ilay zavatra no mampisisika azy hivoaka foana ao antsainao, ary na inianao tsy heritreretina aza dia avoakan'ny subconscient any amin'ny nofy.
Tandremo fa ny subconscient mantsy mahita avo zato sy arivo eny noho ny conscient ka matetika ny zavatra maro mandalo ny masontsika ny sasany ihany no hitantsika fa dia tadidintsika fa ny rehetra dia hitan'ny subconscient ary havoakany amin'ny nofy.
Ohatra: taratasy kely latsaka tamin'ny tany, nandalo ny masontsika (persistance retinienne 1/30 segondra)dia tsy voa-remerken'ny masontsika ordinera kanefa no-enregistrer-n'ny subconscient dia lasa nofontsika ilay taratasy kely ay eo.
On n'oublie rien, on vit avec ohatr'izay ilay hoe misotro toaka mba hanadinoina. Tsy adino fa ampirimina fotsiny vetivety toy ny vary mangatsiaka. Ilaina iny hahafahana miatrika azy tsara avy eo.