JMJ Madagascar

1. miscy ( 09/02/2006 07:58)
Manahoana daholo isika malagasy rehetra... za nahare hoe ho avy any Dago hono ny lakroa an'ny JMJ ary hisy ny JMJ malagasy any Tamatave @ volana Aout toy ny t@ 2004tao Tana... ahoana kay ny programa, date sy ny tariny?:) misaotra betsaka
répondu par marozevo le 22/02/2006 23:42
2. Fiffi ( 09/02/2006 08:58)
toa mbola tsy naheno an'io indray aho fa dia ho hita eto izay namana avy any Dago mamaly an'io
3. dadabe ( 09/02/2006 13:55)
inonale JMJ ?? de inona le lakroa??? mba azavao hoe azafady fa tsy araka sady tsy hay :°),
4. diamondra27 ( 09/02/2006 15:22)
dadabe::* ahoana koa ary 'zany tsy maharaka izany, sao de tokony mila solomaso sy ohatrohatran'izany e!:@:@:@:@

JMJ=Journée Mondiale de la Jeunesse

de fivorian'ny kristiana io 'zany e!, ka katolika aloha no tena betsaka, de I Pape JP II no namorona 'ty fivoriana 'ty au départ, ka rah nahita izy fa satisfait ny jeunes sy ze nanotrika ary ny organisateurs de notohizana le izy ka miovaova foana ny lieu fa tsy atao @ toerana iray ihany.
Ny tanjona de ny mba fihaonana @ kristiana hafa sy découverte e!

Raha tsy ampy de ampio re ry zalah a!


Fa ny jeux des îles aloha no tena sur fa hisy e!:-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 09/02/2006 15:23)
sao de afangarondra-bedada le JMJ dessin animé ary 'ty raharaha 'ty :-D:-D:-D:-D
6. xxx ( 09/02/2006 21:30)
JMJ tam 2005 ohatra
http://www.jmj2005.fr/
7. dadabe ( 10/02/2006 04:46)
de raha toa ka tsy katolika aho zao ohatra anefa mba te handray anjara dia ahona ??? inona no kiritera takina ?? sa tsy maintsy tokony ho mambra akitifa ao @ fengonana katolika ve izay vao tafa?satria toa milay ihany manko izany hoe fiaonan'ny tanora erantamny izany kle , mety hisy bebe maro be ao:wink:
8. dadabe ( 10/02/2006 04:51)
ity ve le nisy hira hoe
...lumiere du monde ,
christ est ressuciter
soyons pour le monde ...
de tsy haiko intsony , raha tsy diso zah dia hiran'i JMJ 2002 CANADA io kle haiko le hira fa ny tonony tsy tadidiko kle
9. marozevo ( 10/02/2006 23:37)
JMJ --- Ny JMJ dia misy isan-taona, saingy mahalana no miaraka be ny tanora eran-tany. Tany Toronto, dia tany Cologne tamin'ny 2005 iny ary any Sidney ny amin'ny 2008. Efa nisy maro talohan'ny tany Toronto... teto Roma (2000) tany Paris (1997) sns... Fa ilay any Tamatave dia JMJ - Magadasikara, toy ny tany Fianar (2001) sy tao Antsirabe (1999) sns..
Raha lazaina amin'ny fomba hafa dia hoe isaky ny telo taona eo ho eo ny JMJ iarahana, fa ny ankoatra izay dia JMJ isam-pirenena samy manao ny azy, saingy ny loha hevitra dinihina dia tokana ihany iombonan'ny rehetra, izay alefan'ny Vatican.
Angamba mazavazava kokoa izay oh ?
10. miscy ( 11/02/2006 18:27)
milay be e! mazava tsara aloha le fanazavana e... zay mantsy nanatrika ny tany Cologne de mba liana koa hoe ahoana ny any Dago... milay be mantsy le miara-manao fety amin'ny olona marobe na dia tsy fantatra daholo aza...
misy olona manana le pro @ JMJ Madagascar ve o! sur e
11. marozevo ( 12/02/2006 17:58)
Dia manantena an'i miscy handray anjara mavitrika amin'ny JMJ ho avy rehetra ary, na ny nationale na ny mondiale. Mahereza eh
12. dadabe ( 13/02/2006 02:29)
marozevo > ary zah angaha tsy mba omen'ailahy korazz letie ?:roll:
13. Mifenty ( 13/02/2006 08:03)
jumanji doly zany e

14. dadabe ( 13/02/2006 11:16)
mifenty > ary rahoviana lety le any ambatoharanana a?:wink:
15. Mifenty ( 13/02/2006 13:43)
nanao jobily fa 130 an lesy ony ny fengonana a.

le teny atsimo nakany avaratra io ah d tsy aiko lesy

hihi
16. marozevo ( 14/02/2006 00:54)
dadabe > Izay efa madio tsy mila sasàna intsony.... Izay efa manana courage tsy mila ampaherezina intsony. Sa eo ary fa omeko kely eh...=D
17. dadabe ( 18/02/2006 06:24)
mercii less..:°)

mifenty >hay tokoa moa 130 taona less izao le , de mbola i ....DADASAMY ihany ve no rapres...ao e??
18. marozevo ( 18/02/2006 23:36)
Samitiana ve ? Johnson ? sa dadasamy hafa ?
Tandremo fa JMJ Madagasikara no lohahevitra ah !
19. dadabe ( 22/02/2006 17:06)
oadray le !! ary toa kopy lety elah ra marozevo:-w:-w:-$
20. marozevo ( 22/02/2006 23:42)
Akamako raha i Samitiana ka ! Ry Emile ireny, ry Ndrenaina sy ny sisa. Boay niara-nisotro labiera taminao teo Ambavahadimitafo ireny tamin'izy teny Ambohimanoro.
Tamin'ny 1985, JMJ voalohany indrindra dia izahay mbamin-dry Samitiana no nihira ny hira natolotr'Antananarivo, ilay misy hoe : "Raiso ho anareo ny fiadanako, tsy fiadanana hampitsahatra ny ady, fa ady amin'ny fahazaran-dratsy izay manakana anareo tsy hiadam-panahy". Saingy nony natao ny fisafidianana dia ny avy any Fianar no voalohany fa ny anay tao Tanà faharoa.
Dia faly be zahay tamin'izany, dia nisotro labiera tao Ambavahadimitafo. 1985... efa roapolo taona mahery lasa izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9564