mba mahagaga ahy!
1. danibe
(
03/02/2006 15:35)
nareo ve mba mahalala ny antony tena mahatonga ny olona hiady toerana eo amin'ny fitondrana nefa izay tonga eo tsy misy iray tsy mahita olana. nahoana koa ireny mpanao politika ireny tsy mba misy miteny hoe asa sarotra no miandry azy fa toa samy faly handray ny andraikitra aby nefa evy eo tsy hita zay apoaka. raha ny hasarotan'ny asa ao mantsy de tokony hiala aby ny ol tsy zany anefa, mbola @ 2007 zao ny fifid. any amintsika nefa efa mifamahofaho sahady ny hoe: izaho hilatsaka, izaho hanao izao... inona ary izany no tena takina sy mba andrasanareo amin'izay foloha vaovao manaraka eo?
répondu par fijo le 07/02/2006 21:16
2. kally
(
03/02/2006 16:05)
Danibe ve dia mbola mino foana hoe hiasa no alehan'ny mpiady seza eo fa tsy hameno ny paosiny sy hanao didiko fehy lehibe e?
3. Fiffi
(
03/02/2006 16:08)
hoy danibe: nareo ve mba mahalala ny antony tena mahatonga ny olona hiady toerana eo amin'ny fitondrana ? ao aloha ny hoe mba tena hanampy na hampiarina an'i M/car , ao koa ny fitiavam-bola , ao koa ny tena manana tanjona mba hihovan'M/car e! eny na dia samy mahafantatra aza fa tena ho sarotra ny dihy , raha toa moa ka misy ny fitiavana ny tanindrazana , inona no hanakana azy ? Fantatra koa fa tsy ho zava-mora ny asa miandry izay voafidy nefa raha mba manana fahazotoana ary hisy hanampy azo hitokisana dia mba milatsaka e! Aiza kosa dia tsy mba nisy zava-bita ? Mba nisy hiany fa samy mahafantatra fa tsy zavatra mora ny mitondra firenena
4. fijo
(
03/02/2006 19:25)
marina izany fiffi an,misy tena te hiasa ao,misy mitady fika fotsiny koa,
9. pitchou
(
04/02/2006 00:42)
gravy indray izany: ny vody no maharangahy! ze tsy be vody zany fa fisa-body d tsy mbola izy!:?
10. lemenakely
(
04/02/2006 08:44)
interet samihafa no mahatonga ny olona hihazakazaka @ io éléction présidentielle io e surtout moa isika tany mahantra dia tsy anomezana tsiny e ....jereo tsara anie ny kabary tsara lahatra sy ny fampanantenana @ propagande e
11. danibe
(
04/02/2006 09:10)
Lapino, tsy noheveriko ho tonga any @ireto elements telo lazainao ireto indray aloha le hevitro e! nefa to mampandinika tokoa e!:lol:
12. jentilisa
(
06/02/2006 13:35)
matoa miditra aùmin'ireny aloha dia manantena ny hahazo mihoatra noho izay misy eo ampelantanany talohan'ny nitondrany!
