mbo ampio re za ry Malagasy o

1. damakely ( 27/01/2006 13:53)
Mbola iza ihany e, mbo mila fanampiana avy @ zay mahatsapa fa malagasy rehetra re za azafady indrindra. Mila mameno questionnaire iray izay fotsiny ianareo mikasika ny harem-pirenena malagasy (patrimoine national) mba hahafahana manatsar any fikajiana azy ireo.Izay mantsy ny asako saingy ialko fanampiana avy aminareo. De raha omenareo ahy ny adresse email nareo de alefako fichier attache ilay izy
Ity ny adiresiko: damakely@yahoo.fr
tsy mananiany aho fa tena marina io an
misotra mialoha e, afaka mameno ilay izy daholy izay mazoto.
répondu par batso le 26/03/2006 14:10
2. Vahinala ( 27/01/2006 17:40)
Naona enao, ohatra hoe inona no mety ho fanontaniana tokony valiana dia inona no tanjona amin'ilay izy ? Azafady fa mba mila fanazavana fanampiny kely fotsiny e !
3. Veloo ( 27/01/2006 19:23)
ka inn aloha no ho soratana ao e?
4. rab ( 27/01/2006 23:51)
Manao ahoana
Tiako ny hanampy anao, ka izay tianano na alefanao ilay taratasy fenoina na misy boky ato momba ny madagascar azoko alefa any aminao raha tianao. Veloma
valio @ radabra@yahoo.fr
5. marengarenga ( 28/01/2006 07:08)
salut tsara izany hevitrao izany satria mahatsapa ianao fa ny firaisakina no hery fa sainginy azavao tsara alo fa tsy ampy ny fanazavanao izay fa misaotra bye
6. Mifenty ( 31/01/2006 07:15)
ataovy en ligne le questionnaire papa a.
7. sonwin ( 05/02/2006 17:18)
tsy papa leisy io fa damakely a :°)
8. sasa ( 06/02/2006 04:35)
sonwin elah ity lesy tsssssssssssss:-D
9. Fiffi ( 07/02/2006 07:00)
damakely: wadray !! toa tsy nahazo ilay fanontaniana akory aho hatramin'izao ? 8O8O
10. watafon ( 07/02/2006 09:45)
miandry zay ry damakely an !!
11. Veloo ( 07/02/2006 19:43)
:-D:-D
12. Fiffi ( 08/02/2006 06:05)
13. jennifer2 ( 09/02/2006 01:15)
Fa maninona raha ampidirina ato e?
14. fijo ( 09/02/2006 04:54)
ndrenampoina ihany ity e.hay misy olana ise ry ledama?alefaso eto fa hanampy izahay ka
15. RADOUXE ( 11/03/2006 19:36)
Ka aiza ony kestio e
16. batso ( 26/03/2006 14:10)
Ny mba harenako no ananako fa ny an'i RAMALAGASY "araky ny filazan'idamakely azy aleo angamba i Ravalo no hanotaninareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0904