Teny gasy
1. lapino
(
17/01/2006 19:14)
Fa maninona ary no tsy misy rindrankajy (logiciel) teny gasy? Misy ezaka fandikana KDE sy OpenOffice sns amin'ny teny gasy ihany, fa tsy mbola tafavoaka. Tsy haiko aloha raha misy koa momba ny windows sy ms office e.
Raha misy windows na linux teny gasy ohatra, sy rindrankajy office teny gasy koa, mba ho ohatra ny ahoana angaha?!
Ny baiboly izao voadika teny gasy, misy dikateny roa mihitsy aza, dia mbola nisy iray fanintelony DIEM taty aoriana, ary mbola nisy ilay dikatenin'ny Jesosy Mamonjy. Tonga aiza ny baiboly? Nefa ve dia ho betsaka noho ny soratra ao amin'ny baiboly ny zavatra hadika raha handika an'ireny rindrankajy fototra ireny?
Natao ahoana angaha no nandikana ny baiboly? Olona firy? olona avy aiza? fotoana firy? sns ... Tsy possible ve izany raha ho an'ny rindrankajy?

répondu par pissoa le 20/01/2006 06:02
5. Angolaina
(
18/01/2006 04:58)
Ny gasy ko ange mahavita azy refa hanao e! aiza no hitrandrahan'ny vahiny ny mana-pahaizana fa tsy eto amitsika ?:D
6. Fiffi
(
18/01/2006 05:05)
dia miandry an'i fijo hanao an'io zany e!
Angolaina: marina ny andriko , vitan'ny gasy tsara ara-dalana io saingy ny tsy fiasian'ny moyen angamba na tsy mbola nisy niheritreritra an'io afa-ts'i fijo no mbola tsy mampisy azy , nefa iza no mahita koa ry fijo ? sao dia efa any ho any izy io fa mbola tsy vita?

7. Angolaina
(
18/01/2006 05:46)
fijo> za tena mino fa efa miainga any aminao any izy io ! de manohana anao foana zay e!
sa tsy zany akai Fiffi
sa tsy zany akai Fiffi
8. pissoa
(
18/01/2006 08:46)
Toa efa nisy an'izany kou :roll: Nandika (sa Mandika) ny Free sy OSS amin'ny teny malagasy ... Fa tsy hananako hevitra aloha ny fandrosoan'ny asan-dry zareo e, kisendra koa mantsy no nahalalako an'io.
9. lapino
(
18/01/2006 10:08)
fijo: tsy ny mpahay solosaina loatra angamba fa ny mpahay teny gasy e!
pissoa: http://dikateny.linuxmg.org/
Ny fandikana openoffice izao http://dikateny.linuxmg.org/app-office/openoffice/get_tables.php?lg=mg , ny KDE ohatra http://dikateny.linuxmg.org/kde/get_tables.php?lg=mg

10. pissoa
(
18/01/2006 10:29)
lapino - ireo kay ilay efa hitako noteneniko etsy ambony :-D
Dia ny Ubuntu ihany koa ohatra kah, adika amin'ny be dia be, dia misy teny Malagasy.

12. lapino
(
18/01/2006 16:45)
Ny momba an'ilay Ubuntu aloha tsy fantatro e. Fa raha voadika ny aloha ubuntu dia tokony ho voadika koa izay mitovitovy amin'iny rehetra.
Ny tiako tenenina manko dia izao: asa dikateny tsy misy lehibe noho ny fandikana baiboly angamba hoy aho. Kanefa ny baiboly aza voadika in-4.
Nisy fotoana koa voadika teny gasy ny matematika, fizika ary zavaboary nianarana tany amin'ny SFF sy SAFF. (Za aloha tany @ SFF ihany no nianatra teny gasy tanteraka, dia tsy haiko izay natao tany amin'ny 6è noho miakatra.) Dia mba nanana voambolana siantifika sy teknika isika.
Ahoana koa angaha no fomba nandikana an'ireny? Dia naninona no tsy afaka nitohy ilay izy, kanefa ny siansa sy ny teknolojia tsy mitsahatra mivoatra?

13. fijo
(
18/01/2006 21:13)
angolaina sy fifi an,tsy za anie no nanao io resaka io e.za tsy mahay mampiasa solosaina mihintsy