mitady :Aiza no tianao asiana tsipindy
1. zoky
(
17/01/2006 11:00)
Mbo mitady ilay hiran i Raindimby oe > iny e! Misaotra E!:-D
répondu par xxx le 11/02/2006 15:05
2. Fiffi
(
17/01/2006 11:32)
efa namaly fa tsy hitako hoe nankaiza ilay valiny nosoratako teo ?
averiko eto izany : vao nahita an'ity aho dia tonga dia tato an-tsaiko hoe " eo @ takolaka ":-D:-D:-D hay ve hira ilay izy e! :-D:-D:-D
averiko eto izany : vao nahita an'ity aho dia tonga dia tato an-tsaiko hoe " eo @ takolaka ":-D:-D:-D hay ve hira ilay izy e! :-D:-D:-D
3. zoky
(
18/01/2006 04:42)
:-D:-D:-D Hira io ry Fiffi a!, hira somary mananihany mitady hiady rima zay nefa tonga h@ farany :P:P:-D:-D:-D
4. Fiffi
(
18/01/2006 10:12)
zoky: tena tao ambadik'i sahondra aho e! mba omeo koa aho rehefa mahazo ianao:-D:-D:-D:-D:-D
6. xxx
(
11/02/2006 15:05)
aiza no tianao asiana tsipindy
eo @ tratra sa eo @ ki..bo
eo @ tratra toa manorisory
tsy aleo ve eo atampon'i fo..
Ny ahy ny tiako rehefa tsy miakatra
miala voly milalao la..kana
ny olon-drehetra variana mivory
izaho irery milalao ta..fondro
Tratranay dadabe noely
fa handé hile.. fa
kanjo nedala tsy tonga dé nody
fa mbola lasa nanenji-bo.la
Mahazotoa
eo @ tratra sa eo @ ki..bo
eo @ tratra toa manorisory
tsy aleo ve eo atampon'i fo..
Ny ahy ny tiako rehefa tsy miakatra
miala voly milalao la..kana
ny olon-drehetra variana mivory
izaho irery milalao ta..fondro
Tratranay dadabe noely
fa handé hile.. fa
kanjo nedala tsy tonga dé nody
fa mbola lasa nanenji-bo.la
Mahazotoa