zatra tsy matory t@ fety

1. fameusecousine ( 09/01/2006 10:00)
tsy haiko nareo raha toa ahy fa toa henjana ihany ty zatra tsy natory lava t@ fety ity ..zany hoe @ 3 maraina vao mody de matory ny andro ...fa miary tory mandeha mandihy ka ..zao tys zatra ny vatana hi hi h...
répondu par jennifer2 le 22/01/2006 17:51
2. fasaly ( 09/01/2006 11:03)
zàtra foana io rehefa zarina aky a!
3. lapino ( 09/01/2006 11:13)
Za koa aloha tratran'izany, sady za be torimaso kanefa lasa tsy ampy torimaso, dia mahasosotra be ihany! fa tsy koi
4. dadabe ( 09/01/2006 12:23)
fasaly efa zatra an!!
5. mamzelkely ( 09/01/2006 13:02)
zatra ho azy eny io ky ry fameusecousie aaaa patience :lol:
6. fasaly ( 09/01/2006 13:32)
dadabe mora zarina ny torimasoko ka! hihihi:lol:
7. fameusecousine ( 09/01/2006 17:10)
ka lay patience mahintsy no tsisy ry mamzelkely ahh:-D:-D
8. Vahinala ( 09/01/2006 21:21)
Nena ndray aloha d efa mahazatra io e, tsy mahita atory avant 1h du mat zany za ary amin'ny 6h maraina koa d mifoha fara fahatarany raha tsy izany d voasazy beu ! :-D:-D
9. mandrindra ( 10/01/2006 08:38)
vahinala, antonony mihitsy izany torimaso izany amiko. raha vao amtory be loatra dia tahaka ny misy zavatra milay be tsy hitako na tsy nataoko izany.
10. Vahinala ( 10/01/2006 08:39)
mandrindra > Marina hoe, inona ohatra ?
11. mandrindra ( 10/01/2006 08:43)
be foana ny zavatra azo atao rehefa tsy matory : mamaky boky, misera eto, mijery fandaharana amin'ny tv, manao fantanjahantena, mirôzy, ny asa tsy hadino, miaraka amin'ny namana ...
12. fijo ( 11/01/2006 21:16)
marina letsy zany an,le matory ani emilay e,fa le zavatra tsy vita noho iny torimaso iny ,avy eo mety anenenana
13. mandrindra ( 13/01/2006 14:10)
nisy kofiaboay malazalaza izay niteny hoe : ny tontolo dia an'izay mifoha vao masil ary matory tara.
14. Herimiafina ( 14/01/2006 06:09)
Nirevy taiza njay njy ry fameusecousine klé? Ary taiza zah tamin'izany? hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. jennifer2 ( 22/01/2006 17:51)
hehehe! HM, zany rehefa lava tongotra loatra! ilaozany ny olona!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2014