spectacle andafy

1. zandrikely ( 22/12/2005 18:58)
maninona kay rehefa misy mpihira anao fampisehona aty andafy dia tsy mba maharitra ela ilay izy fa 2a 3h izy mihira eo dia DJ @zay no solony , mandreraka ny mahita azy fa enao mba te ahita tsara , indraindray eo @ ilay revy iny no tapaka dia vita , marina fa commerce ilay izy fa matetika toa fanambakana e , zay zao saika hijery njakatina @zoma dia toa miahotra fa aleo mijanona matory
répondu par xxx le 06/05/2006 14:44
2. rurik ( 22/12/2005 20:07)
izany ve ary zany ko zany no nahazo anay taty nijery Rossy indray andro zay dia toa pihira tsy hay akory no nandany andro teo fa Rossy toa hira vitsy fostiny no nataony, ary izay koa zany no nataondry zalahy ,
3. vale ( 22/12/2005 20:27)
Tsy mety kosa aloha izany e!
4. Ralay ( 22/12/2005 20:43)
Ka miankina @ cachet omen'ny organisateur azy io dia miankina @zay koa ny fotoana na ny isan'ny hira ataony. Raha 2h na 3h izany kosa aloha dia ataoko fa efa mba antonony e fa ny fizarana azy mandritra ny soirée no mila atao tsara :lol:
5. Veloo ( 22/12/2005 20:49)
zandrikely a i njakatiana tsy namely tany suisse.
ary marina mihitsy ireo an...
ny ahy aloha dia i Poopy no mba hitako fa tena izy doly no nanao ny rehetra an ary tena tsara fa izao fotsiny 2 heures ihany dia vita...
6. ravakamalala ( 22/12/2005 21:04)
Azo hiafina kosa izany adin 2 na telo izany e! arakaraky ny vidim-pidirana koa aloha io e! satria tadidio fa betsaka koa anie ny vola miala am ny mpikarakara amin ireny e! ka raha ohatra ka eo amin y20 na 30 euros eo ny fidiran adia adin ny 2 na 3 ihany izany no zakany.

Hitako hoe mbola tsara vintana isika mbola afaka mijery concert amin ny vidiny mirary ohatran izany fa jerreo anie ny andry zareo artista aty andafy fa lafo be mihitsy ny concert e!

za aloha aleoko mandoa vola kely dia mba mahita na dia kely aza, toy izay concert na adin ny dimy fa ny vidim pidirana tsy azo anoharana !
7. fijo ( 22/12/2005 21:10)
adiny 2 na 3 izany kosa efa be kle.kozy e,fa ny tsy rarinydia ilay atsasakadiny dia lasa.izao aty marseille hisy mpihira hoavy ny 31/12 izao.dia tena bodo irery no mpihira haiko amin'ilay mpihira.ny sasany tsy misy hay,ka mino aho fa hira 5 raha betsaka ny azy dia vita.ka raha izay aleo manao tsimandrimandry ao antrano kle.atao be ny bek's sy ny kaly dia lasa io.
8. mandrindra ( 23/12/2005 15:21)
ny lafika razoky aza hadino a !!
9. fijo ( 23/12/2005 19:23)
za mbola virja ry zandry an.tsssssss:-$
10. Herimiafina ( 24/12/2005 02:54)
-Lany any amin'ny frais nanafarana azy ny sasosyd e tsy mahazaka spectakla lehibe intsony ny ambiny.
-Tsy nafarana ny mpitendry fa ilay artista ihany dia tsy ampy ny fotoana nanaovana repetition dia voafetra ny hira azo haroso.

Tsy hay fa mety misy antony betsaka.
11. fijo ( 24/12/2005 04:37)
tssssssssssssssssssssssssssss
12. zandrikely ( 26/12/2005 18:53)
fa ilay jaojoby tany port marly indray mandeha 26 juin zay kosa aloha tena hafa e , niaraka t@ anik , dia mpihira be da be ni niseho teo andany alina hono zany , tonga ny t@ 2h 30 du matina dia andeha hono ilay sono fa vita ny azy , tsy nanaiky i jaojoby fa tezitra be hoe mpamitaka vahoka , arnaqueur hoy i lery , dia ny niafrany raikitra tao ihany ilay soiree ary i jaojoby no tao mandramaraina , ra ny fahitako azy dia ny organisateur ry zareo no tena fetsy a , dia mazotoa daholo aloha zay anao reveillon e
13. vale ( 28/12/2005 22:58)
Ralay:

Ka miankina @ cachet omen'ny organisateur azy io dia miankina @zay koa ny fotoana na ny isan'ny hira ataony. Raha 2h na 3h izany kosa aloha dia ataoko fa efa mba antonony e fa ny fizarana azy mandritra ny soirée no mila atao tsara :lol:


ralay> izany ve? nntssssss!f'anga iny tsy misy effet-ny tapak'andro ohatra? hay ve!hum!tsy nalala an'izany injay zay!:roll::)
14. lavatsofina ( 26/02/2006 13:06)
mba fantatrareo moa hoe :ahoana ny manomana lanonana ao zenith sy manomana lanonana ao bataclan na new morning .Dia arak'izay ny vidim-pidirana .Toy ny hoe mijery fety ao antsahamanitra sy ny mijery fety ao amin'ny lapan'ny fanantajahan-tena .Tsy mitovy mihitsy ,ary ny hoe 2h na 3h ,arakaraka ny firotsaka ihany io satria ilay mpikarakara no tena miantoka ny rehetra .
15. era ( 04/03/2006 17:14)
lovatsofina : misy hafatra resaka fiaraha-miasa momba itony fanomanana spectacle andafy ity nalefako any aminao any fa mba ampio aho azfdy
16. Fiffi ( 05/03/2006 06:46)
za mbola virja ry zandry an.tsssssss
mahita tenenina mihintsy wa an! :-D:-D
17. lavatsofina ( 16/03/2006 15:14)
era> tena azafady ry era fa izao za vao mijery sy manokatsokatra ato ka hay tena nisy namana nila vonjy tato saingy izao ,taiza no nalefanareo ilay hafatra fa nijery ny boite aho dia tsy mahita hafatra tao ,fa andraso anontaniako bilakarenjy fa izy no tena mety hanana fotoana koa ,fa izaho sendra mba mandalo fotsiny eto ,izany hoe :telo andro raha be indrindra.mialatsiny indrindra ry era fa tena efa ela ilay hafatra no tokony ho valiana ,na midira ao amin'ny hardrockmg.free.fr fa misy efa matihanina koa ao ,avy hatrany dia mamaly anao .
18. era ( 21/03/2006 19:17)
misaotra:-*
19. chipie1 ( 22/03/2006 15:25)
zandrikely > tsy moramora mihira mandramaraina zany an ! 2 , 3h antonony tsara raha mpihira iray
20. Fiffi ( 22/03/2006 15:33)
de asiana entracte kely :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5895