nandamoka tokoa ny mpanohitra teny @ 13 mai

1. joda ( 18/12/2005 08:20)
mampiheritreritra ihany aloha ny zava-misy kanefa dia izay izany e
répondu par fijo le 23/12/2005 19:36
2. jentilisa ( 18/12/2005 08:47)
jereo fa efa nisy tohiny nataoko ao amin'ny lohahevitra napetrako!
3. belouh ( 18/12/2005 13:50)
Tsy mbola fay ry lerony
:-D
4. miarilala ( 18/12/2005 14:22)
tsy hita kosa angie ny homena tsiny na mpanohitra na ny mpitondra fa toa samy tsy mamango jiaby eh
5. lapino ( 18/12/2005 14:27)
miarilala:
tsy hita kosa angie ny homena tsiny na mpanohitra na ny mpitondra fa toa samy tsy mamango jiaby eh

raha mamango noho ireny rangah nareo ry miarilala, dia ndana mba manohitra, na ndana mba mitondra a :wink:
6. jennifer2 ( 18/12/2005 15:19)
Fa nisy inona teny @ 13 mai kay?
7. aly ( 18/12/2005 16:50)
Mba aoka kosa mba andro hafa no atao fa tsy 13 mai fa tena souvenir be ho ahy io fa teo no namoizako olona tena tiako. Le vrai 13 mai io an!
8. lapino ( 18/12/2005 17:21)
jenni < jereo ilay lohahevitra nosoratan'i Jentilisa atsy ambadika, fa ao manazava azy tsara.
9. donne ( 19/12/2005 04:56)
tsy hanonona anarana olona aho eto , fa teo elah nitondra tsy hita izay pasin'elah , de izao in1 elah hidina eny @ 13 mai hanohitra hono ka aiza mo no tsy ............
10. fijo ( 20/12/2005 19:51)
avelao hanao ,fa tsy ireny no mpanohitra atahorana fa ny ao tsimbazaza
11. mandrindra ( 22/12/2005 09:07)
fa atahorana ahoana moa leitsy ny ao tsimbazaza ? tsy ao antin'ny andraikiny ve ny zavatra ataony ?
12. fijo ( 22/12/2005 20:49)
ao anatin'ny andraikiny,saingy aza hadino,fa tamin'ny fifidianana dia anisan'ny mpanohana no nifidianana azy.ka raha lasa mpanohatra izy,dia nivadika tamin'ny fifanarahana nifidianna azy izany.
13. mandrindra ( 23/12/2005 10:52)
eny ry fijo fa mpanohina ny fidiananana andry zalahy ireo, saingy andraikiny ihany koa ny manaramaso hoe nanaraka ny drafitrasa naroso teny amin'ny antenimiera ve ny governemanta; Ko araha mibolila amin'ny lalana nifanarahana ve ny governemanta ka maneho ny heviny ny solombavambahoaka dia lazaina fa mamitaka vahoaka ny depiote ? sa aleo hanohy ny lalana tsy mety ny governemanta fa natao hanaiky fotsiny ny depiote.
14. fijo ( 23/12/2005 19:36)
tsy natao hanaiky fotsiny,fa raha le hoe hanala kosa tsy mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458