mila fanazavana
1. matsilo
(
16/12/2005 20:48)
nisy takelaka iray notsidihanay ary tena be mpitsidika dia ny takelak'i Andry. Nisy sary maro maro tao mampiseho fiaina-manokana sy articles de cadeaux. Afaka mba manome andinindininy momba io takelaka io ve ianareo ? Ohatra : iza marina moa io Ciro & Angie tompon'ny takelaka io, moa ve izy ireo izany importateur-na taozavatra malagasy any ampita any sa ? Tena italiana ve rangahy io sa tera-tany hafa ?
répondu par matsilo le 27/12/2005 12:32
2. hery
(
16/12/2005 21:25)
matsilo> tao amin'ilay site nojerenao angaha tsy nisy fomba ahafahanao miresaka aminy? :-)
Ohatran'ny hoe mandeha any ambadika any ianao manontany hoe iza marina moa i Hery ao amin'ny serasera :-)
Ohatran'ny hoe mandeha any ambadika any ianao manontany hoe iza marina moa i Hery ao amin'ny serasera :-)
3. rurik
(
17/12/2005 10:53)
matsilo , ka inona angaha no ilanao izany fanazavana izany angaha kosa moa dia tsimaitsy atao fatatrin'ny olona rehetra ny momban'ny tena na gasy , na vazah , na japone amiko tsy olana sa misy zavatra mampieritreritra anao? sady raha te hahafatatra azy marina ianao dia toa misy mail ao manotania azy tompony fa raha maka evitra eto ianao dia mbola hono hono ny fanazavana azonao , ny tsara dia mandefasa mail any amin'ny tompony fa misy ao sa omeko anao?
4. matsilo
(
27/12/2005 12:32)
tsy hiresaka aminy aho akory fa te hahafantatra fotsiny sady ilay sary tsy mazava fa kely loatra.
rurik> tena mampieritreritra tokoa e! ary raha tsy diso aza aho dia ilay nom de famille n'ilay vaza ity alainao hoe rurik ity. Fa nankaiza ilay site e ?
Sa nisy antony manokana ny nametrahana azy tato dia nony hitan olona ndray dia alana ? sao dia politika hafahafa izany ?