alika sy voay

1. diamondra27 ( 28/11/2005 11:00)
iarahantsika mahalala moa fa ny alika sy ny voay de tena sakay sy maso ary tena be rancune. Indray andro ary nisy mpihaza sy manjono sendra nifanena t@ le voay de hoy izy hoe: tsy maintsy matiko elah , pan, pan . De lasa nirifatra aza le voay, kanjo nahita trano iray izy de mba nila vonjy, de nandondombaravarana, tsy nahalala hoe iza no tao antrano, de nandondona ary hoy izy: voay, voay. Tsy sahy nanokatra le alika satria natahotra f'efa oe voay voay tsinona koa .De nanopa azy ary le voay: la sac à puce ity tsy ho azoko nga elahy ndray andro any, de tsy nanaiky lembenana le alika fa hoy ny navaliny hoe: pauvre sac à main
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.176