blueline, freenet, tena mametsifetsy client be mintsy.......
1. miamina
(
28/11/2005 09:31)
BLUELINE, na "freenet mg", no ahafantaran'ny maro azy io. Fournisseur internet mitovy amindry wanadoo sy simicro BLUELINE, tsara ny connectioany rehefa mande, sady mora, fa tsy rariny kosa ny fandehan'ny service omendry zareo.
raha miteny zareo hoe: illimité ny connectioanareo dia tandremo fa tena limité tokoa ny moa zany, sao de very vola eo. Very vola tsy maninona fa ny marary fo sy tapaka lalandra eo no sao de tsy laitra
Aleo mando vola betsabetsaka tsy voafitaka amin'dry simicro sy wanadoo na dts toy izay voatambitamby ao amin'ny blueline, amin'ny voalohany fotsinya no misy connection de avy eo tsy misy intsony, ny contract anefa tsy maintsy vitaina 1 an::!:

répondu par jimmy le 01/02/2006 06:58
2. mamyrafano
(
28/11/2005 09:42)
ha, ha, ha,
Tout a fait vrai,
Salut Miamina, hay ve tsy iza rery no voan'izany e. 4 mois a zao no tao amin'ny blueline, mois voalohany tsy misy kianina ny connection, mois telo manaraka amin'izay semaine iray ihany angamba raha misy aza ny connection no tonga. raha vao tara kely ny facturanao de lazainy fa coupure non payment no maha tapaka ny connectioana. donc faites gaffe, aloavy alo foana ny facture izay vao manao reclamation any amin'ny service de recouvrement aminizay ianao mahazo rariny, na tsy mahafam-po aza, raha tsy izay, manoatra noho ny tsy olona ny fandraisany anao. Sady tsy competent mintsy ny personnel mamaly anao ao amin'ny recouvrement, aty amin'ny commercial anefa mahafinaritra daholo
Bonne chance eeeeeeee
Teneno ny namana refa misy hetsika

3. mamyrafano
(
28/11/2005 09:45)

4. diamondra27
(
28/11/2005 10:14)
manaova pétition e, miombona daholo nareo ze voa de takio ny zo-nareo
Mazotoa
Mazotoa
6. mamyrafano
(
28/11/2005 10:50)
Ny connection BLUELINE ange refa misy de tena misy sady tsara e. Fa manomboka mercredi, jeudi, vendredi..., Dimanche eo izy no tena manondrana. " Tena tsy misy , marinae"
Lazaindry zareo fa relai tsy mety mifampitoy, nefa relai ve de 4 mois zay za no tao de mbola tsy hita ihany ny solution.
Tiako mintsy ity forum ity zareo a.
Mety mintsy izany hevitry diamondra izany, fa saingy mila miandry betsabetsaka kely fotsiny
Merci diamondra27
Bye

7. Fazar
(
09/12/2005 12:31)
Teny kôzy fa mametsifetsy marina le BLUELINE fa za ko tena voa nefa vao haingana no nanaovako tao.
8. Fazar
(
09/12/2005 12:33)