mitady tonokira

1. xxx ( 23/11/2005 08:36)
manahona daholo e sao mba misy manana ny tonokira ny DADAH FORT-DOPHIN le hira hoe MALAELO CHERIE misotra mialo tompoko

Nalefa ao amin'ny lohahevitra Artista sy Hira

Nahitsin'i hery
répondu par mamyrafano le 28/11/2005 11:03
2. hesham ( 24/11/2005 23:16)
raha mahafantatra olona avy any fort dauphin ianao dia resaho izy fa rem kely ny andikany azy aminao. Za tsy mahay klou e .
3. Herimiafina ( 25/11/2005 19:00)
Misaina be mahintsiny anie le hesham be côcô keliko ity e, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
4. tsitako ( 27/11/2005 13:39)
salama dôly mba mitady ialay tononkira we
" diary " an'i toussy , misaotra mialoha!
5. tsitako ( 28/11/2005 06:11)
iza kay nareo no mba manana anio tonokira io?
6. tsitako ( 28/11/2005 06:15)
iza kay nareo no mba manana anio tonokira io?
7. tsitako ( 28/11/2005 06:17)
iza kay nareo no mba manana anio tonokira io?
8. mamyrafano ( 28/11/2005 11:03)
Fichier.KAR : KARAOKE malagasy

feo sy tonony fotsiny: milay be zany an, mba hirairaina ao antrano anaovanao repetition tsy misy mpitendry

Jereo dokam-barotra Fichier.KAR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2192