Nanahoana ny fety 19 novembre 2005 tao Tana?
1. labomba
(
20/11/2005 07:56)
Tany fona ny sainay mba te ho any fa tsy afaka, nanaona izy tao?
répondu par fijo le 21/11/2005 15:22
5. Fanja1
(
20/11/2005 10:58)
ragadona aza bingo saina aloha an... tatitra avy any dago raha zay tinao e!!!:x
6. fasaly
(
20/11/2005 13:59)
le mpametraka fanontaniana amzao no bingo saina sa ny mpamaly hihihi!:lol:
8. fasaly
(
20/11/2005 18:18)
de minadry tsika rehetra am rapport fa jerenareo demain lundi fa taratatatata be mintsy ny fitantaràna eto an!
10. ravatorano
(
21/11/2005 04:55)
sssssssssss
iny dray ty bingo manao mùatso ity eh hihihihihihihihi
efa misy fitantarana nataon ny olona anakiray eo saingy tsy ampy izany fa mila ny namana maro nanatri maso tany hanampy izany
iny dray ty bingo manao mùatso ity eh hihihihihihihihi
efa misy fitantarana nataon ny olona anakiray eo saingy tsy ampy izany fa mila ny namana maro nanatri maso tany hanampy izany
11. sasa
(
21/11/2005 05:20)
ravatorano calin! aloha haingana d ampiako hitantara
hi hi hi hi hi tsara be klou le izy e! d aleo za hanampy hitantara atsy ambadika raha izany kou
hi hi hi hi hi tsara be klou le izy e! d aleo za hanampy hitantara atsy ambadika raha izany kou
13. ANARIM
(
21/11/2005 05:54)
hhihihihi, zà faly na tsy tany aza fa nahafa-po le izy e! masaka be ny akony tonga aty !de felisitatiô mipopoka fonany e!
14. ANARIM
(
21/11/2005 06:54)
hhihihihi, zà faly na tsy tany aza fa nahafa-po le izy e! masaka be ny akony tonga aty !de felisitatiô mipopoka fonany e!
16. fasaly
(
21/11/2005 14:52)
avana kou marina anie zany! e raha samy misaina ratsy de tsy hita tsony zay tena bingo saina