minisitera telo no tapahina ny jirony fa tsy nahaloa jirama!
1. jentilisa
(
19/11/2005 15:16)
ireto izany minisitera izany: teti-bola, fanabeazam-pirenena ary mponina!
ny tena hafa izany dia ny an'ny teti-bola! efa nanivaka tamin'ny tsy famadihana ny plaky mineralozika ho mena amin'ny fiaram-panjakana dia izao tratra tsy mandoa ny volan'ny jirama izao.

répondu par fijo le 23/11/2005 21:39
3. jentilisa
(
21/11/2005 13:11)
notenenin'ny filoha ravalomanana koa ny CUAntananarivo handoa ny volan'ny jirama! nefa ny PCA jirama dia Mairen'Antananarivo!
5. xxx
(
23/11/2005 09:43)
zahay tsy any Dago de tsy mando!
fa tamin'ny mbola tany izahay - tadidinay mihitsy eny Ambatonakanga, na tsy ampy iraimbilanja aza ny vola dia tsy manaiky ry zareo, ary andefasany taratasy hoe mbola tsy voaloha ny volan'ny jirama raha vao tara ny 10 jours (10 jours raha tsy diso ny fitadidiko) - dia rehefa mahazo an'iny taratasy iny ianao dia mando vola koa, "timbre" ony, nefa mpiasan'ny jirama ihany no manatitra azy izany hoe ao anatin'ny karamany!
rehefa fahity ny jirama - dia aza maika ny haneso ny vahoaka sahirana fa jereo aloha ny ataon'ny ao am-potony!