mpivady efa antitra

1. mamzelkely ( 17/11/2005 15:22)
nisy mpivady efa antitra hono zany nande niangona ka tam ty zany mopera hafa no nampiangona tao de oziz lilay mopera:
- ra misy marary eny am vatanareo de ataovy eo amin'iny faritra iny ny tanananareo de mivavaha fa ho sitrana ianareo

de lasa dôly ny iray fiangonana nanaraka ny vôlazan mopera

nataon'ity rangahy antitra teo am faritry ny filahiny zany ny tanana de gaga ramatoa:

- fa inn ty ataonao e

de namaly rangah:

-manaraka ny tenin mopera za ko

de namaly ramatoa

- oudryyyyy oziz mopera we zay faritra marary fa ts zay faritra maty....:-D:-D
répondu par mamzelkely le 25/11/2005 13:52
2. Herimiafina ( 17/11/2005 17:20)
Ngah tsy velon-drabofy tsony hono nen'i nedala klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
3. Veloo ( 17/11/2005 17:52)
=))=))=))=))
tsy ratsy iny mamzel
4. ari.malala ( 18/11/2005 05:19)
hihiihii efa hitako koa io fa na zanyaza mampime ana fôna :-D:-D:-D:-D:-D
5. estine ( 18/11/2005 06:27)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D tena mampiome=D=D=D=))=))=))=))
6. mamzelkely ( 18/11/2005 07:05)
za ts hanmetraka hatsikana tsony zan fa efa hitan ari.malala dôly zay hapetrako ko:°):-D:-D
7. bozimanga ( 18/11/2005 07:10)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tena mampime fa asio hafa indray eh!!!!!!!!!!!!!!!!!!
8. ari.malala ( 18/11/2005 07:11)
mamzelkely, mametraha foana ky f amety za no efa nahita anle izy fa ny hafa ts mbola aaaaaaaaaa! zany mou eeeeeeeeee:P
9. mamzelkely ( 18/11/2005 08:15)
ka lazainjy fa efa hita njy fôna zay apetrako de manjary ts vavao tsony kooooo:°):-D:-D
10. ari.malala ( 18/11/2005 11:24)
ka vaovao @ namana anie eeeeeeeeee zany mooooooooooooo kyyyyyyyyyyy aaaaaaaaaaaaannnnnnnnnnn :):):)
11. dadabe ( 18/11/2005 11:44)
mamzelkely >ny an'iza no efa maty :-w:-w (antitra=ddb):-$
12. mamzelkely ( 18/11/2005 12:51)
dadabe< ts vôtery anao io ka :-D:-D
13. dadabe ( 18/11/2005 12:54)
:-D:-D:-$:@
14. gasitiako ( 18/11/2005 14:07)
tsy maninona zany na efa hitany arany e, nena ko ary efa hitany
15. xxx ( 18/11/2005 14:45)
ny inn zany?:*
16. Veloo ( 18/11/2005 21:03)
17. dadabe ( 19/11/2005 12:27)
inona ity mampivandravandry ry malala??:*
18. Veloo ( 20/11/2005 02:28)
asa iza no horohin'i xxx io ry dadabe a hihihih
19. dadabe ( 20/11/2005 15:38)
i gasitiko no orohany ry cherie a

zah zao no manaraka andry donk indry zany no orohako :*:*:D
20. sanana ( 20/11/2005 16:30)
dadabe hihihihi tsy mahatsiaro conserné @ le tantara v elà? hahaha kay nen'là bebe favo kan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0863