ora aiza no ampiasaina?

1. jentilisa ( 17/11/2005 14:02)
lasalasa ihany ny saiko ry zareo mijery ny oran'ny serasera. Rehefa mijery ilay izy manko aho dia mbola miampy ora iray ny ora malagasy.

Izay no anontaniako hoe ora aiza no ampiasain'ny serasera? Sa ny ora ampiasainay no lasa aloha sa tara moa?

amin'ny dimy hariva mahery kely izao ny eto Antananarivo!
répondu par fijo le 18/11/2005 21:36
2. ravakamalala ( 17/11/2005 15:03)
Nahavariana anà koa io fa tam ny niovan ny lera taty frantsa no nampiova an izy io koa, mampitomba adin ny telo ny amin ny aty ny ora eto.
3. xxx ( 17/11/2005 16:14)
mamapitombo ora telo ny ora aty ny ora eto , aiza io??
4. bichette ( 17/11/2005 16:56)
mety ora universel io ora @ serasera io raha ny fahalalako azy,
ora france mitombo 2h par rapport ny ora universel
ora dago lasa mitombo 3h
zany ve ry reto aloha
5. bichette ( 17/11/2005 16:58)
toa tsy izay indray ...
ora ny dago io angamba .....nefa toa tsy mety .... tsy haiko ka !
6. Ragadona ( 17/11/2005 17:55)
Zay ve mbola miserasera tsara nefa ny ao Dago efa miesona daholo, ampitovio le ora na dia ...
7. Herimiafina ( 17/11/2005 17:58)
Na minambary aza misy laoka anie e. Sendra mba adino kely fotsiny hoe nanemotra ora iray ny taty andafy de adino ny ni-calcul ny decallage avy any Dago fa notazonona amin'ny teo aloha ihany.
Programmation io, nisy ligne iray adino tamin'ny set automatically time and date.8)
8. Veloo ( 17/11/2005 18:50)
kay ko i dago mampiasa ny ora extra?
9. xxx ( 17/11/2005 19:06)
vaky lou bichette :roll:

marina ny an'i herimiafina - sady refa tsy manome hadisoana (error) io ... lasa tsy kobo mihitsy hoe an'ny amin'ny kajy no misy hadino kely.
10. fijo ( 17/11/2005 22:04)
aza vakina ny lohan'i bichette kely an.
bibi an,hora any mada ampitomboina roa amin'ny antsika aty.6h aty frantsa=8h any an tanindrazana.
izany hoe isika aty mbola miasa ry zareo efa mikaly antoandro.
11. fijo ( 17/11/2005 22:05)
hatsikana kely,amin'ny asabotsy 19 nov izany,za aty vao misotro nareo any efa bila.hi hi hi andraso aho e
12. Veloo ( 17/11/2005 22:13)
fijo zany no atao oe logika njavatra hihihihih
13. fijo ( 17/11/2005 22:31)
kay le,nefa za mba te hiaraka amin'ilay revy
14. ari.malala ( 18/11/2005 06:58)
fijo, aza misotro rano njy fa tonga d le mahabila sotrona e hihihi
15. bichette ( 18/11/2005 07:57)
fijo azoko anie fa hoe misy décallage
16. bichette ( 18/11/2005 08:02)
fa maninona ny ora aty france misy decallage de 3h par rapport ny ora miseho eto serasera ? na nahemotra aza dé aona ??????,, hazavao kely oe :-o:-o:-o:-o:-o:-o:-*:-*
17. bichette ( 18/11/2005 08:07)
za zao nanoratra an'io ambony io dia 9h02 aty aminay nefa rehefa alefa ilay hafatra dia 12h02 ny ora miseho eto.... nefa dago sy france misy décallage de 2h donc amin'ny 11h02 any dago @ zao fotoana androratako izao dé ahoana indray io ? :roll:
18. majakely ( 18/11/2005 10:48)
bichette hihihi....No Comment¨!!!!.....:-D
19. xxx ( 18/11/2005 13:27)
raha tsy diso aho misy idiran'ny vani-potoana (izany moa ny climat amin'ny teny malagasy?) io decallage horaire io ... misy hoe rehefa ririnina dia hafa, dia rehefa tsy ririnina dia hafa ... misy an'zany ve mou :roll: sady ririnina aiza indray no arahina :roll:
20. fijo ( 18/11/2005 21:36)
ari;ka za anie eo avy dia le mahitsy toraka no sotroiko e,fa tara aho na dia izany aza.
bichette an,dia tena tsy hitako marina izay antony kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0927