maylin RAHARINOSY
1. britney
(
14/11/2005 10:04)
raha namettraka sary aho tato amin'ny sersera dia nahazo tsikera be mihintsy avy amin'io soit disan mannequin hono izy no actrice any hollywwood hivoaka atsy ho atsy ny film.
tena zavatra mahafianritra satria zay vao nisy gasy
actrice interantional, ary tena marina fa jereo ny site www.sobika.com fa ao ny momba azy sy ny sariny.
tsy hadinoko ny tsikera be napetrany tam sariko, fa ny mampalahelo de olona toy ireny de hanana toetra ratsy toy ireny ve. AMIKO ireo star interantional ireo tsy hanana toetra toy ny azy fa sendra mba tafakatra ve de hidingina. sa ve olonakafa mihintsy no nisandoka ho izy tao amin'ny mpametraka tsikera...

répondu par fijo le 18/11/2005 21:27
2. fasaly
(
14/11/2005 10:20)
tena milay kosa njay iny vaovao mahafaly iny fa de misy gasy malaza indray zany atsy ho atsy sady to mpihira kou! fa raha ny fandinihiko azy de tsy olona antsoina hoe business woman toy ireny ve de hanana fotoana hitsikera sary ato amy sersera hihiihi!
mino aho fa ankizy hafa mihintsy kosa no mi s'amuse manao ireny e! sa ahona hozy nareo?????
ohatra ve zao ohatra i celine dion de hanampotoana amzany

3. Angie
(
14/11/2005 10:47)
Tena mba tsara tokoa aloha lay tantarany e fa saingy mampalahelo raha izany tsikera nataony anjy zany na dia samy olo-malaza aza izao ianareo sa tsy izany \\\"britney\\\"?
Vazivazy fa za tsy nahita ilay sary sy critique ka tsy te hitsara fotsiny e.
Ary enga anie izy ka mba hahay hanetry tena hamopiseho marina fa misy ra malagasy ao anatiny.

4. Angie
(
14/11/2005 10:49)
Za koa aloha tsy mino an'izany hoe izy en personne no nanao critique. fa mahay miteny gasy ve aloha izy io e?
5. fasaly
(
14/11/2005 11:08)
zà kou otran'i angie aky! tsy izy mihintsy alony e!
fa brit hitako tsara lay tsikera be fa tsy mahataitra reny aky!
mino aho fa olonkafa efa nahalala an'i amylin no nanao tsikera fa na izany aza injy nge milay e!

6. phil
(
14/11/2005 14:32)
tsy manova ny hatsaranao akory izay tsikera tafahoatra, manampy an'zany koa, aoka tsy hirotoroto ianao hanameloka avy hatrany fa matetika ny anaran'ireo zay heverina fantadaza ihany no matetika hosorampotaka, io no mbola mampalahelo amintsika malagasy...firifiry ny mpihira gasy ohatra mba mivoaka kely ny Dago d'efa haely ny feo fa nanao film porno fotsiny ny natao tany europe satria hono mba azahoana saosy misimisy no haingana hono...santionany fotsiny izany entina ilazana aminao fa marina daholo ireo voalazandry Fasaly sy ny namana teo aloha ireo ka aza taitra @zany reveo manja ary alefaso hatrany ny sary eto @serasera fa misy mpankafy fòna akia, hiandry ny alika tsy hivovò ve ianao vao hanao zavatra de ilaozan'akoha mihahaka eo.
7. Angie
(
14/11/2005 14:48)
Fa misaotra aloha @ lay vaovao fa misy hampisehoana ny maro e.
raha mahay miteny gasy izy na koa mety tsy mahay, nefa indray andro any mety mbola hilaza eto ihany izy na ny fianankaviany hoe tsy izy no nandany andro nitsikera oul teto.

8. britney
(
14/11/2005 15:12)
misaotra amin'ny hatsaràm-ponareo alony e!
Phil: tsy izaho anie no manoso-potaka an'ilay maylin e! fa nisy tsikera nataon'i x izay milaza fa koa ra tsy manakantao izy no sariny hapetapetaka ao sns..;
de hoe: izy olona tena tsara tarehy sns..;mannequin, hanao film any wolly wood sns.. ka tsy vao maika ve tsara izany mba misy gasy malaza toy izany..;
fa lay fomba fanaratsiana nataony ilay x soit disant io maylin io no mampalahelo e......! fa zà kou tsy mino ho izy alony fa hitako tampoka ny momba azy de sady mba amin'izay malaza hitan'ny gasy maro lay actrice gasy interantional.
nisy tsikera momba izay tany fa tsy haiko tsony na tao amin'ny sariko na sari'ni ankizy hafa.....fa ny niantombohan'ny dia ny tsikera tao amin'ny sariko.
tsiky de ampy foana ka!

9. fijo
(
18/11/2005 21:27)
ankizy mba te hampalaza azy izany ngamba dia tsy hitany ny fika hatao ,dia io aloha no nandramany.
ka izao,aza jerena le tsikera fa ndry anie efa manaja fona e.
fa le vaovao azontsika no isaorana .